FDF/ Ny Fiangonana !!!
NY FIANGONANA Ambaratongan-drafitra telo no mifanongoa ka mandrafitra ny FJKM ho trano Fiangonana lehibe dia ny Fitandremana sy ny Synodamparitany…
NY FIANGONANA Ambaratongan-drafitra telo no mifanongoa ka mandrafitra ny FJKM ho trano Fiangonana lehibe dia ny Fitandremana sy ny Synodamparitany…
50 TAONA FJKM sy 200 Taona nidiran’ny LMS teto Madagasikara …
NY TOERAM-PANOMANANA MPITANDRINA FJKM. Eo am-panokafana ny taona hoaviny ny FJKM ankehitriny, ka manome anjara toerana ny fanomanana ireo ho…
Sambany izao teo amin’ny tantaran’ny FJKM. Ity taona 2018 ity no voalohany nanaovana ny fihaonamben’ny Zanaky ny Mpitandrina FJKM…
VAOVAO SP ANTANANARIVO ATSIMO (SP AA11) 1-Hotanterahina ny Sabotsy 15 Septambra 2018 ny Jobily faha-25 Taona maha-Mpitandrina sy ny faha-10…
SP MANGORO MORAMANGA 24 FJKM Beforona FISAORANA Izahay mpino kristiana eto amin ny FJKM Beforona SP24, izay niara niasa tamin…
Vavolombelona aho Nanatanteraka Tafika Masina iombonana tany Antanimbaribe ny Sampanasa Asa Fitoriana ny Filazantsara Foibe (AFF) niaraka tamin’ny Vehivavy Sakaizan’ny…
Mitohy hatrany ny fankalazana ny jobily ny faha 150 taona “Indro havaoziko ny zavatra rehetra” Apok 21,5 Isaorantsika ny Tompo…
Madiva hifarana ny taom-piasan’ireo tomponandraikitra rehetra any anivon’ny Fitandremana, satria ny taona alohan’ny Synoda lehibe no amaranany ny asany, izay…
Sahia manohitra ny kolikoly Vita soa aman-tsara iny ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny Jobily roa sosona, fa manohy ny fiatrehana…