Mofonaina isanandro
MANOMPOA NY TOMPO AMIN’ NY FAHAMASINANA VOLANA SEPTAMBRA 2019 01 Lio 2.21-24 02 Apo 2.18-29 03 1 Kor 1.26-31 04…
MANOMPOA NY TOMPO AMIN’ NY FAHAMASINANA VOLANA SEPTAMBRA 2019 01 Lio 2.21-24 02 Apo 2.18-29 03 1 Kor 1.26-31 04…
FANASANA « Eny , mitantana anao amin’ny tànana ankavanan’ny fahamarinako Aho » Isa 41.10d . Asaina am-pitiavana isika hiara- hanome Voninahitra an’…
FIOFANANA ho an’ny MPITORITENY Ny SEFALA FOIBE FJKM dia faly mampandre sy miantso ireo MPITORITENY rehetra ato anatin’ny sahan’ny FJKM,…
ANDRIAMAMPIANINA Zaka H. M, Mpitandrina, BMF Misaotra ny Tompo izahay fa novonjeny tao anatin’ny aretina mafy. Notanterahiny ny teniny, manasitrana…
JOSEFA ANDRIANAIVORAVELONA ( 1835-1897) Teraka tao Ambohitromby tamin’ny 1 Janoary 1835 izy, zanak’Andrianavalona sy Razafimalala. Taizan’ny kristiana, namaky Soratra Masina sy…
FANASANA « Raha mbola mila sitraka amana olona aho dia tsy mpanompon’i Kristy » (Gal 1.10d) -Ny Foibe FJKM -Ny Foibe Fitondram-piangonanaFJKM…
FANASANA « Fa ny fahasoavan’ Andriamanitra no nahatoy izao ahy, ary tsy foana ny fahasoavany ato amiko » 1 Kor 15.10 -Ny…
ANDROM-BAVAKA MANERAN-TANY 2019 IRAY AO AMIN’I KRISTY ISIKA KRISTIANA Tanteraka ny sabotsy 8 jona 2019 ny Androm-bavaka maneran-tany sy ny…
« Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahendrena . Fahalalana tsara no ananan’izay rehetra mankato izany . Maharitra mandrakizay ny fiderana Azy »…
AFIFAB / FOIBE FJKM FANDAHARANA « MIHARY FINOANA » Lohahevitra volana Mey Ny Fiainana ny Pentekôsta amin’ny finoana Kristiana« ,(Asa 2:4a) Alahady 5…