• "Miorena tsara, aza miova." I Kor. 15, 58
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Sampana & Sampan’asa
    • Sampana
    • Sampan’asa
    • Asa
  • Synodamparitany
    • Adiresy Samihafa
    • Vaovao Farany
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa

Fiainan’ny kristiana

  • Fiainan’ny kristiana

Vavaka ho an’ny traboina

   FANASANA   sy  ANTSO  Ho fiombonana amin’ireo mpiray tanindrazana amintsika tratry ny voina noho ny rivodoza AVA sy ny tondra-drano  dia …

Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

Filazana Manjo

Nodimandry teo amin’ny faha-79 Taonany Ramatoa Bodo RAMAMBASOA Florentine (Mama Bodo ) Ny  Alatsinainy 11 Desambra 2017  maraina .  Holazaina…

arsiva, Fiainan'ny kristiana, Fifandraisana, Tantara sy Arsiva, Vaovao farany

AFIFAB / PylĂ´ne Radio Fahazavana

FANASANA  Fifaliana ho an’ny FOIBE FJKM , ny Sekretera Jeneraly, ny AFIFAB ny manasa  antsika amin’ny Fanompoampivavahana ho fisaorana an’…

Asa, Fiainan'ny kristiana, Fifandraisana, Vaovao farany

Ny Masera FJKM.

Fanomanana Masera FJKM sy ny tsara ho fantatra        Isan’izay nahazoana akony tamin’ny mpamaky ny   fanehoana ny lohahevitra farany…

Fiainan'ny kristiana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

SP 25 Ambalavao Tsien. / FJKM sy ny CNaPs

  FAMPIOFANANA –AMBALAVAO TSIENIMPARIHY  SP MATSIATRASOA   Anjaran’ny synodamparitany Matsiatrasoa sy Ambalavao Tsienimparihy indray izao no misitraka ny fampiofanana momba…

Fiainan'ny kristiana, Fifandraisana, Vaovao farany

FMBM / Vokatra vaovao

Ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy  (FMBM) dia mampahafantatra ny fiangonana sy ny kristiana rehetra fa efa tonga ary hitantsika eny…

Fiainan'ny kristiana, Fifandraisana, Vaovao farany

Fiaretan’ireo Misionera LMS .

TSY MORA NY FITORIANA NY FILAZANTSARA FAHA LMS Misaotra an’Andriamanitra isika FJKM ankehitriny, noho ny faha 50 taona nitondrana ny…

arsiva, Fiainan'ny kristiana, Tahiry, Vaovao farany

VKMM Atsimondrano / 30 taona

VEHIVAVY KRISTIANA MPIARA-MIVAVAKA FANASANA   « Minoa  an’i Jesoa Tompo  dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao »   Asa 16.31 Ny  Birao  …

Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

Mpiomana ho Mpitandrina niharam-boina

Vaovao farany mahakasika azy ireo ireo Mpiomana ho Mpitandrina Taona Fahaefatra Niharam-boina ny 18 Septambra 2017 . 8 no maratra…

Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

Ny FEO DIMY 35 Taona .

Taom-pankalazana Ho feno 35 taona ny Antoko Mpihira Ny Feo Dimy amin’ny 2018 ka hankalaza an’ Andriamanitra noho ny famindrampony…

Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha
    Talata, faha 18 Novambra 2025
  • Mpiandraikitra Foibe
    Alakamisy, faha 16 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Alahady, faha 12 Oktobra 2025
  • FANDAHARANA IOMBONANA SAFIF FJKM
    Alarobia, faha 01 Oktobra 2025
  • FANAMBARANA
    Asabotsy, faha 27 Septambra 2025
  • TOLOTRASA SEKRETERA JENERALY FJKM
    Alahady, faha 14 Septambra 2025
  • Filohan’ny FJKM faha-VI : ANDRIAMAMPIANINA Zaka Hary Masy, Mpitandrina
    Alarobia, faha 20 Aogositra 2025
  • HAFATRA NOHO NY FAHA 57 TAONAN’NY FJKM
    Alatsinainy, faha 18 Aogositra 2025
  • Ento am-bavaka SYNODA LEHIBE
    Alakamisy, faha 10 Jolay 2025
  • Fiantsoana izay ho Talen’ny SeFaLa Foibe
    Alakamisy, faha 08 Mey 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2025. Tous droits réservés.