Ny herin’ny fitsanganan’ny maty

APOKALYPSY 7.9-12

APOKALYPSY 7.9-12

Ny herin'ny fitsanganan'ny maty 1-Andraisam-pamonjena i Jaona dia maneho an-tsary ny vahoaka maro avy amin'ny fokom-pirenena samihafa fiteny ,mitafy akanjo…

Ny herin’ny fitsanganan’ny Tompo

ROMANA 5.6-11

ROMANA 5.6-11

Ny herin'ny fitsanganan'ny Tompo 1- Maty hamonjy antsika i Kristy Tamin'ny alalan'ny fahafatesan'i Jesoa Kristy no nanehoan'Andriamanitra ny fitiavany antsika…

Fitsanganana amin’ny maty ?

LIOKA 23.47-53

LIOKA 23.47-53

Fitsanganana amin'ny maty ? Maty aloha vao mitsangana. Ny herin'ny fitsanganan'nyTompo dia niseho tamin'ny fotoanan'ny fisamborana Azy satria : 1-Tsy…

Jesoa Kristy Tompo

LIOKA 19 29-44

Jesoa Kristy Tompo 1-Manana fahalalana tsy takatry ny saina Nahatalanjona ny fidirana tao Jerosalema . Mpanjaka malemy fanahy sady mitaingina…

Andriamanitra manana fahefana

2 PETERA 2.11-16

2 PETERA 2.11-16

Andriamanitra manana fahefana 1-Handringana Eto i Petera dia mampiseho ny toetry ny mpanao fampianarandiso . Niely tamin'ny vanimpotoana avokoa ireo…

Ny fotoam-pamonjen’ Andriamanitra

ZEFANIA 3.14-20

ZEFANIA 3.14-20

Ny fotoam-pamonjen’ Andriamanitra 1-Fotoana ifaliana Noho ny fivadibadihan’ny Zanak’ Israely tamin’ Andriamanitra dia nofaiziny izy ireo, ka niharan’ny fitsarany .Eto…

Ny irak’Andriamanitra no mitondra famonjena

EKSODOSY 33.12-18

EKSODOSY 33.12-18

Ny irak’Andriamanitra no mitondra famonjena  1-Mangetaheta fahalalana ny sitrapon’Andriamanitra  Mosesy no fitaovana teo am-pelatànan’Andriamanitra  hitondra ny fikambanamben’ny Israelita eto .Nanana…