Ny asa pastoraly ho an’i Petera

JAONA 21.15-19

JAONA 21.15-19

Ny asa pastoraly ho an'i Petera Na dia tsy mitovy mihitsy aza ny fomba fitantaran'ny Filazantsara tsirairay ny zava-nisy araka…

Fanendreny sy fanirahany mpiandry mahatoky

EZEKIELA 34.20-31

EZEKIELA 34.20-31

Toe-javatra iray hain'ny olona loatra ny tontolon'ny fiandrasana ondry , satria hatrany am-piandohana dia isan'ny fihariam-pivelomana naha-izy azy ny olona…

Ny fitsanganan’ny maty

LIOKA 20.27-40

LIOKA 20.27-40

Ny fitsanganan'ny maty Misy ny tsy finoana ny fitsanganan'ny maty Antokom-pivavahana iray nisy tamin'ny andron'i Jesoa Kristy ny Sadoseo ,…

Atolory àry ny tena ho an’Andriamanitra

ROMANA 6.1-14

Araka ny fampianaran'ny fiangonana dia tarihana ny olona rehetra na iza na iza mba hatao batisa. Fantantsika tsara moa fa…

Horeba ,ilay tendrombohitr’Andriamanitra

EKSODOSY 3.1-6

EKSODOSY 3.1-6

Horeba ,ilay tendrombohitr'Andriamanitra Natao hoe : tendrombohitr'Andriamanitra ity tendrombohitra ity ,satria tao Andriamanitra no niseho sy nanambara ny tenany tamin'i…

« Izaho no voalohany sy farany « 

APOKALYPSY 1.17-20

APOKALYPSY 1.17-20

"Izaho no voalohany sy farany " Fombam-pitenenana miverimberina asehon'ny Soratra Masina izany ary Andriamanitra izay ao amin'i Jesoa Kristy irery…

Novonoina ary nahantona tamin’ny hazo i Jesoa

ASAN'NY APOSTOLY 10.34-43

ASAN'NY APOSTOLY 10.34-43

Novonoina ary nahantona tamin'ny hazo i Jesoa Raha ny lojikan'ny fiainan-janak'olombelona dia izay mandika lalàna sy manao ratsy no helohina…

Tsarovy mandrakariva ny nanafahan’ny Tompo anao

SALAMO 66.1-7

SALAMO 66.1-7

Tsarovy mandrakariva ny nanafahan'ny Tompo anao 1-Mihobia an'Andriamanitra ,mankalazà ny voninahitry ny anarany" (and1-2). Ity Salamo faha-66 dia isan'ny fahatsiarovana…