Ny fanomezan’ny Fanahy Masina

1 KORINTIANA 12.1-11

1 KORINTIANA 12.1-11

Ny fanomezan'ny Fanahy Masina Fanhy iray ihany no miasa amin'ny mpno rehetra ao amin'ny fiangonana ,ary asan'izany Fanhy izany no…

Jesoa no fiainam-baovao ho antsika

JAONA 20.19-23

JAONA 20.19-23

Jesoa no fiainam-baovao ho antsika Ny zava-niseho taorian'ny nitsanganan'ny Tompo tamin'ny maty no ambaran'ny Soratra Masina amintsika anio . 1-Niseho…

Jesoa zanak’Andriamanitra

ASAN'NY APOSTOLY 1.1-14

ASAN'NY APOSTOLY 1.1-14

Jesoa zanak'Andriamanitra Misongadina amin'ity perikopa anio ity ireto hevi-dehibe izay azo ambara fa fototry ny finoantsika ireto : 1-Nitsangana tamin'ny…

Miasa amin’ny alalan’ny Fanahiny ny Tompo

EKSODOSY 35.30-35

EKSODOSY 35.30-35

Miasa amin'ny alalan'ny Fanahiny ny Tompo Manome toromarika ho an'Israely ny Tompo, momba ny fanamboarana ny Tabernakely .Ka avy amin'izany…

Mampandresy ny mpanompony Andriamanitra

MPITSARA 6.33-40

MPITSARA 6.33-40

Mampandresy ny mpanompony Andriamanitra Nanao izay ratsy teo imason'Andriamanitra ny Israelita .Vokatr'izany dia navelan'Andriamanitra hampahory azy nandritra ny fito taona…

Kristiana mahay miara-monina

1 TESALONIANA 5.12-21

1 TESALONIANA 5.12-21

Kristiana mahay miara-monina Asehon'ny Soratra Masina antsika anio ny tokony ho fiaraha-monin'ny samy kristiana . 1-Kristiana manaja mpitondra fiangonana Efa…

Azo resena ny fakampanahy

Azo resena ny fakampanahy Ireo fakampanahy nahazo an’i Jesoa tany an’efitra dia mety handavo antsika koa. Resin’i Jesoa izany, ary…

ANDRIAMANITRA MIASA NY FANAHY MASINA

Mpitsara.3:7-11

I- Aza manao izay ratsy eo imason'i Jehovah ( and.7-8) - Nanadino an'i Jehovah ny Zanak'Isiraely. - Nanompo ireo Bala…

Maro no hodiovina sy hofotsiana ary hozahan-toetra

DANIELA 2.8-13

DANIELA 2.8-13

Maro no hodiovina sy hofotsiana ary hozahan-toetra Zavatra roa no azo resahana momba ity fanadiovana sy famotsiana ary fizahantoetra ity…