Fanontaniana :

Salamo 124. 1 - 8

Salamo 124. 1 - 8

Fanontaniana : Ahoana ny fanapahankevitra anio ? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM

Zava-dehibe ny fanafahan’ny Tompo

Salamo 40. 11 - 17

Salamo 40. 11 - 17

Zava-dehibe ny fanafahan'ny Tompo 1- Koa irio fatratra:Davida no mitaraina sy miangavy amin'Andriananitra eto.Nahatsiaro izy fa mamesatra azy ny fahoriany…

Finoana manafaka

Marka 9. 14- 29

Marka 9. 14- 29

Finoana manafaka 1- Manatòna an'i Jesoa amin'ny finoanaLehilahy iray no nanatona an'i Jesoa ary nitondra ny zanany voagejan 'ny fanahy…

Fanafahana mitondra fiadanana

Salamo 33. 12 - 22

Salamo 33. 12 - 22

Fanafahana mitondra fiadanana «Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny, dia ny olona nofidiny ho lovany»Mampalahelo fa rehefa…

Iorenan’ny fanafahana ny Tompo

DEOTERONOMIA 29.1-5

DEOTERONOMIA 29.1-5

Iorenan'ny fanafahana ny Tompo 1-Miady ny adinao Izy And 1-2 dia manambara an'Andriamanitra mandray andraikitra amin'ny fahavalon'ny olony dia ny…

Iorenan’ny fanafahana ny Tompo

SALAMO 31.1-8

SALAMO 31.1-8

Iorenan'ny fanafahana ny Tompo Ity Salamo ity dia maneho ny fatokian'i Davida an'Andriamanitra eto fa: 1-Misahirana ny amintsika Andriamanitra Ireo…

lorenan’ny fahafahana ny Tompo

Lioka 7. l - 10

Lioka 7. l - 10

lorenan'ny fahafahana ny Tompo Rehefa mamaky ity tantara ity isika dia misy zavatra toa mifanohitra amin'ny zava-nisy iainantsika ankehitriny. Kapiteny…

Fiombonana Aminy

Fahafahana omen'ny Tompo

2 Korintiana 3. 12 - 18

1- Fiombonana Aminy Raha mijery tsara ity halatra ataon'i Paoly ity isika dia hahita fa ny fiombonana amin'i Jesoa Kristy…

Andriamanitra mpanafaka

Asan 'ny Apostoly 28. 1 - 10

Asan 'ny Apostoly 28. 1 - 10 Andriamanitra mpanafaka 1- Momba ny mpanompony Paoly avy navezivezin'ny rivotra teny ambony sambo…