Andriamanitra mifidy olona

ASAN'NY APOSTOLY 9.10-18

ASAN'NY APOSTOLY 9.10-18

Andriamanitra mifidy olona "Fa hoy ny Tompo taminy .Mandehana fa fanaka voafidy izy ho fitondrana ny anarako..."(and15) . Rehefa nisalasala…

Ny olom-boafidin’Andriamanitra

2Timoty 2. 8-13

Ny olom-boafidin'Andriamanitra 1- Miaritra fahoriana ho famonjena ny hafa «Izany no iaretako ny zavatra rehetra noho ny amin'ny olom-boafidy, mba…

Ny olom-boantsoan’Andriamanitra

IKorintiana 1. 26 - 31

Ny olom-boantsoan'Andriamanitra 1-Mahatsiaro ho malemy hatrany « fa ny adala amin'izao tontolo izao no nofidin'Andriamanilra hampahamenatra ny hendry ...» (and.…

Ny maha mpianatr’i Jesoa Kristy

Jaona 13. 12-20

Jaona 13. 12-20

Ny maha mpianatr'i Jesoa Kristy 1- Mitaky fanetren-tena«Fianarana no nomeko anareo, mba hanaovanareo araka izay nataoko taminareo. » (and. 15)Nanasa…

Ny fifidianan’Andriamanitra

IMpanjaka 11. 29 - 39

IMpanjaka 11. 29 - 39 Ny fifidianan'Andriamanitra 1- Mitaky fankatoavana ny didiny "fa tsy nandeha tamin'ny làlako hanao izay mahitsy…