Hoy i JESOA !
Sal 102. 1.2 / Hira 438.1,3,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 10
Hoy i JESOA « Lazaiko aminareo fa homeny rariny faingana izy. Kanefa, raha avy ny Zanak’olona, moa hahita finoana etý ambonin’ny…
Sal 102. 1.2 / Hira 438.1,3,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 10
Hoy i JESOA « Lazaiko aminareo fa homeny rariny faingana izy. Kanefa, raha avy ny Zanak’olona, moa hahita finoana etý ambonin’ny…
Sal 103.1-6 / Hira 39.1.5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 640 1Mpanjaka 18, 36-40
Sahia mijoro hampiorina finoana Natao fivavaham-pirenena ny fanompoana ny Bala tamin'ny andron'i Ahaba, Mpanjaka vadin'i Jezebela. Nanompo ny Bala avokoa…
Sal 100 / Hira 164 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 808.1
Misitraka famonjena ny mino Rehefa mahalala ny maha Mesia an’i Jesoa Niantsoantso ireto jamba roalahy ireto, nanao hoe: « Mamindrà …
Sal 25.1-7 / Hira 14 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 377.1
Mpino mandray andraikitra sy miasa Matoky ny Tenin’Andriamanitra Ampahatsiahivina ny mpino ao amin’ny Fiangonana ny finoan’i Abrahama: «Ary Abrahama nino…
Sal 27.1-4 / Hira 163.1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 515.1
Tandremo ny matoky ny herin'olombelona Nanahirana tokoa ny toe-draharaha politika teo amin'ny firenen'i Joda, tamin'ny andron'i Isaia. Natoky ny firenena…
Sal 24.1-5 / Hira 24.1,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 548.3
Ahirato ny maso hijery sy hahita Ivereno vakina ary mariho eto amin'ity Mofonaina androany ity fa averimberina ny matoanteny hoe:…
(Sal 81 / Hira 307 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira HF47)
Hagay 2. 1-9
Mampiombona ny mpino ny Tompo sady 1- Mampahery "Nefa mahereza ankehitriny… ary mahereza ianareo vahoaka" (and 4). Samy omen'ny Tompo…
(Sal 133 / Hira 534 / Vavaka / Mofonaiana / Vavaka / Hira FF39)
Asan'ny Apostoly 4, 32-37
Ny Fiangonana miray hina dia: 1- Miray fo. Ny mpino miray fo dia miombona fitiavana an'Andriamanitra Ray sy Zanaka ary…
Daniela 10.18-11.1
Daniela 10.18-11.1
Manana hafatra manokana ho anao ny Tompo 1- Aza matahotra! "Aza matahotra" (and 19a). Izany dia midika hoe: "aza mihorohoro,…
(Sal 145 / Hira 310 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF24)
Mampahery ny hafa ny mpino 1- Mampahery ny tà nana miraviravy "Ampaherezo ny tanana miraviravy" (and 3a). Ny hoe miraviravy tà nana…