Ankalazao ny Mpamonjy!

2Samoela 22.47- 51

2Samoela 22.47- 51 Ankalazao ny Mpamonjy! Ny fahatsapan'i Davida ny famonjen`Andriamanitra azy tamin'ny tànan'ny fahavalony rehetra, indrindra fa i Saoly…

Ankalazao ny Mpamonjy!

Salamo 147.7- 20

Salamo 147.7- 20

Ankalazao ny Mpamonjy! Mitaona antsika hankalaza Azy ny mpanao Salamo satria : 1- Andriamanitra Mpahary Izy. Tanisain'ny mpanoratra ny sombintsombiny…

Ny andraikitry ny olom-boavonjy

Isaia 12. 1-6

Isaia 12. 1-6

Ny andraikitry ny olom-boavonjy 1- Midera sy mankalaza an'Andriamanitra Niodina tamin'Andriamanitra ny olona ka nanompo andriamani-kafa, nanompo sampy, nanadino ny…

Ankalazao ny Mpamonjy!

Hebreo 2. 10-18

Hebreo 2. 10-18

Ankalazao ny Mpamonjy! 1- Nahafoy ny ainy Izy. Nandao ny voninahiny i Jesoa Kristy mba hahafahany mitondra antsika, mamerina antsika…

Ny finoana marina

Jaona 4. 31-42

Jaona 4. 31-42

Ny finoana marina Asehon'ity mofonaina ity ny asa fanompoana notanterahin' ilay vehivavy samaritana sy ny vokatr' izany. 1- Miditra amin'ny…

Ny fiderana an’Andriamanitra

Salamo 8. 1-9

Salamo 8. 1-9

Ny fiderana an'Andriamanitra 1- Manapaka ny zavatra rehetra Izy«Jehovah, Tomponay ô, endrey ny voninahitry ny anaranao …».Ny anarana dia maneho…

Mankalazà an’Andriamanitra, iaino ny fitiavana.

1 Jaona 4. 7-21

1 Jaona 4. 7-21

Mankalazà an'Andriamanitra, iaino ny fitiavana. 1- Manahaka an'Andriamanitra Hitantsika eto ny maha- Izy Azy an'Andriamanitra : «Andriamanitra dia Fitiavana». Fitiavana,…

Ny antony hankalazana an’Andriamanitra

Eksodosy 15:11-18

Eksodosy 15:11-18

Ny antony hankalazana an'Andriamanitra Ny Eks 15 dia hira fiderana an'Andriamanitra nataon'i Mosesy rehefa nahatsapa ny herin' Andriamanitra nitondra sy…

Ny fiderana Ilay Mpamonjy

Salamo 34:1-10

Salamo 34:1-10

Ny fiderana Ilay Mpamonjy Mitaona sy mitarika ny olona mba hidera an'Andriamanitra eo amin'ny androm-piainana manontolo ny mpanompo izay mahatsapa…