Kristiana miandrandra ny voninahitr’Andriamanitra

Romana 8.18-25

Romana 8.18-25

Kristiana miandrandra ny voninahitr'Andriamanitra 1- Maharitra fahoriana (and. 18- 23)Manoro làlana antsika ny Soratra Masina anio mba hahatonga antsika hiara-manam-boninahitra…

Maneho ny voninahiny amintsika Andriamanitra.

Eksodosy 24. 12-18

Eksodosy 24. 12-18

Maneho ny voninahiny amintsika Andriamanitra. 1- Rehefa manaraka ny toromarika omeny isika Izay aseho antsika anio dia ny fiomanan'i Mosesy…

Jesoa, maneho ny voninahitr’Andriamanitra

Jaona 11. 32-46

Jaona 11. 32-46

Jesoa, maneho ny voninahitr'Andriamanitra Anisan'izay mangidy indrindra amintsika olombelona ny fahabangana noho ny fahafatesan'ny olona akaiky ny tena. Ho fifampaherezana…

Ny fitsaran’Andriamanitra

Apokalypsy 15.1-8

Apokalypsy 15.1-8

Ny fitsaran'Andriamanitra Asehon'ny mpanoratra amintsika fa amin'ny andro farany dia tsy maintsy hiatrika fitsaran'Andriamanitra ny olona rehetra, ka samy hanana…

Manavotra ny olony Andriamanitra.

Isaia 40.1-8

Isaia 40.1-8

Manavotra ny olony Andriamanitra. Misy antony avokoa izay zavatra rehetra avelan'Andriamanitra hiseho eo amin'ny fiainan'ny vahoakany. Matetika dia mikendry fampiverenana…

Haneho ny voninahiny Andriamanitra.

Hagay 2.6-9

Hagay 2.6-9

Haneho ny voninahiny Andriamanitra. Ireto no lesona ho antsika avy amin'izao Soratra Masina izao:1- Mampahery ireo miraviravy tànana IzyRehefa tafaverina…

Ny fonenana mandrakizay

Apokalypsy 21. 9-14

Apokalypsy 21. 9-14

Ny fonenana mandrakizay Mino ny fisian'io fonenana mandrakizay io isika Kristiana, io ilay antsoina hoe : "Jerosalema vaovao". Izany no…

Miahy ny olony Andriamanitra

SALAMO 76.1-12

SALAMO 76.1-12

1-Miahy ny olony Andriamanitra Ramamonjiarisoa Robert,Mpitandrina