Ilay Andriamanitra manome ny didiny ho an’ny olony

Ezekiela 11. 17-21

Ezekiela 11. 17-21

Ilay Andriamanitra manome ny didiny ho an'ny olony 1- Andriamanitra manafaka Tsy mahafoy ny olony Andriamanitra. Babo any babylona ny…

Meteza iaina araka ny filazantsara

1Tesaloniana 4. 1-8

1Tesaloniana 4. 1-8 Meteza iaina araka ny filazantsara 1- Mihavao mandrakariva Amporisihin'i Paoly Apostoly ny kristiana tao Tesalonika mba handeha…

Ny asa fiantrana

Matio 6. 1-4

Matio 6. 1-4

Ny asa fiantrana Jesoa Kristy mampianatra, manome toro-marika mahakasika ny asa fiantrana ataon'ny mpanaradia Azy mba ho toe-panahy maha Kristiana…

Ny didim-pitiavana

1 Jaona 3. 18-24

1 Jaona 3. 18-24

Ny didim-pitiavana 1- Toe-panahy mampiavaka ny Kristiana Tarihina hifankatia mandrakariva ny mpino. Ny olona afaka mitia ny namana dia ny…

Tsy azo foanana ny didin’Andriamanitra

Matio 5. 17-20

Matio 5. 17-20

Tsy azo foanana ny didin'Andriamanitra 1- Manana fahefana ny Tenin'Andriamanitra Mampianatra i Jesoa Kristy fa ny fahatongavany teto an-tany dia…

Ny didin’Andriamanitra

Deoteronomia 6. 1-9

Deoteronomia 6. 1-9

Ny didin'Andriamanitra 1-Ampianarina Nomena ny didy sy ny lalana ny zanak' Israely, tsy ho azy ireo amin'io fotoana nitenenana io…

Ny mpianatra mitandrina ny didin’i Jesoa Kristy

Jaona 15 : 9-16

Jaona 15 : 9-16

Ny mpianatra mitandrina ny didin'i Jesoa Kristy 1- Tena sakaizan'i Jesoa tokoa Mitarika ny mpianatra hiaina amin'ny didim-pitiavana eto i…

Ny fankatoavana ny didin’Andriamanitra

1 Jaona 2.3-11

1 Jaona 2.3-11

Ny fankatoavana ny didin'Andriamanitra 1-Marika fa mahalala an'Andriamanitra Miavaka ny mpino Kristiana, nandray ny fanavotan'i Jesoa Kristy. Olona efa nateraka…

Ny zanaka mitandrina ny didin’Andriamanitra

1Mpanjaka 2. 1-4

1Mpanjaka 2. 1-4 Ny zanaka mitandrina ny didin'Andriamanitra 1-Ray aman-dreny mpitari-dalana I Solomona no handimby an'i Davida ho mpanjakan'i Israely.…

Ny lalana tsara handovana fiainana

Matio 19. 16-19

Matio 19. 16-19

Ny lalana tsara handovana fiainana 1- Mandraisa ny fampianaran'i Jesoa Kristy Tsapan'ireo olona nifanerasera tamin'i Jesoa Kristy fa tena mpampianatra…