Vavaka fangatahana fanafahana sy fiarovana
Salamo 43. 1-5
Salamo 43. 1-5
Ho safononoka ny hafaliany satria eo Andriamanitra hanome fiarovana azy ireo ka ho afaka maneho ny talentany ho fiderana ny…
Salamo 43. 1-5
Salamo 43. 1-5
Ho safononoka ny hafaliany satria eo Andriamanitra hanome fiarovana azy ireo ka ho afaka maneho ny talentany ho fiderana ny…
Matio 6. 22-23
Matio 6. 22-23
Ny maha samihafa ny maso tsara sy ny maso ratsy. 1-Ny maso tsara Hoy Jesoa: " Ny maso no jiron'ny…
Jaona 20. 11-18
Jaona 20. 11-18
Nankany am-pasana vao maraina i Maria Magdalena; nitomany satria tsy nahita ny fatin'i Jesoa. Nisy naka ny Tompoko (and 13).…
Salamo 139.7-12
Salamo 139.7-12
Amin'ny toerana rehetra Andriamanitra. 1-Tsy hay handosirana (and 7-9) Mifehy sy maheta ny zavatra rehetra Andriamanitra. Ny mpanao Salamo eto…
Asan'ny Apostoly 26. 12-18
Asan'ny Apostoly 26. 12-18
Jesoa Kristy Fahazavana 1-Maneho ny heriny (and 12-14) Mitantara ny nisehon'i Jesoa tamin'i Paoly, Naniry fatratra ny hanitatra ny fanenjehana…
Salamo 97, 1-6
Salamo 97, 1-6
Andriamanitra Mpanjaka: 1-Manome fifaliana (and1-2) Tsy misalasala ny mpanao Salamo manao fanambarana ny maha Mpanjaka an'Andriamanitra. Antsoiny ny tany sy…
Jaona 21.1-14
Jaona 21.1-14
1- Mihevitra ny olony hatrany i Jesoa: Ny tenin'i Petera manao hoe "handeha hanarato aho" sy ny navalin'ny mpianatra namany…
Salamo 27.1-6
Salamo 27.1-6
1- Fahazavana sy famonjena ho an'ny olona ny Tompo Hita eto ny fahatokina tanteraka an' Andriamanitra, manoloana ny zavatra mety…
Jaona 12. 44-50
Jaona 12. 44-50
Izay rehetra mino an'i Jesoa Kristy dia: 1- Miaina sy manana ny mazava Azo ambara hoe efa lasa lamaody mihitsy…
Eksodosy 13. 17-22
Eksodosy 13. 17-22
1- Mifidy ny lalana alehan'ny olona Andriamanitra Rehefa afaka tamin'ny fanandevozan'i Farao ny olona dia tsy mba nentin' Andriamanitra tamin'ny…