Ny tena vavolombenon’i Jesoa Kristy

Jaona 1.32-34

Jaona 1.32-34

Ny tena vavolombenon'i Jesoa Kristy 1- Nahita izay nasehon' Andriamanitra taminy. Miverimberina matetika ny filazana fa vavolombelona nahita maso izay…

Mijoroa amin’ny fahatokiana an’ Andriamanitra

Joba 33.1-7

Joba 33.1-7

Mijoroa amin'ny fahatokiana an' Andriamanitra 1- Aza manaiky hozongozonin'ny hafa. Teo anatrehan'ny fahavoazana izay nihatra tamin'i Joba dia nananatra azy…

Manazava ny saintsika ny Fanahy Masina

IKorintiana 2.12-16

IKorintiana 2.12-16 Manazava ny saintsika ny Fanahy Masina 1- "…Mba ho fantatsika izay zavatra nomen'Andriamanitra antsika." (and.12b) Raha tia an'Andriamanitra…

Mampahery ny Fanahy Masina.

Lioka 12.8-12

Lioka 12.8-12

Mampahery ny Fanahy Masina. Ireto manaraka ireto no hafatra ho antsika amin'ity anio ity: 1- Maneke an'i Jesoa Tompo (and.8,…

Mampandresy ny mpanompony Andriamanitra.

Mpitsara 6.33-40

Mpitsara 6.33-40

Mampandresy ny mpanompony Andriamanitra. Nanao izay ratsy teo imason'Andriamanitra ny Israelita. Vokatr'izany dia navelan'Andriamaitra hampahory azy nandritra ny fito taona…

Ny fanomezana ny Fanahy Masina.

Asan'ny Apostoly 2. 1-4

Asan'ny Apostoly 2. 1-4

Ny fanomezana ny Fanahy Masina. Tanteraka teto ny fampanantenan'i Jesoa ny mpianany momba ny fanomezana ny Fanahy Masina araka izay…

Jesoa no fahazavan’izao tontolo izao

Jaona 11, 6-10

Jaona 11, 6-10

Jesoa no fahazavan'izao tontolo izao 1-Masi-mandidy amin'ny fandaharam-potoanany Miresaka momba ny nahafatesan'i Lazarosy ity andinin-tSoratra Masina ity. Manana ny fotoanany…

Mitondra fahazavan-tsaina ny famaizana.

Hebreo 12, 7-11

Hebreo 12, 7-11

Mitondra fahazavan-tsaina ny famaizana. 1- Amin'ny maha zanaka: "Fa raha tsy faizana tahaka ny itondrana azy rehetra hianareo, dia zazasary,…