Ny olona iasan’ny Fanahy Masina

Salamo 51.1-12

Salamo 51.1-12

Ny olona iasan'ny Fanahy Masina Niaiky ny fahotany i Davida mpanjaka rehefa novelarin' i Natana mpaminany ny zava-dratsy nataony. Fiantorahana…

Izay tokony hataon’ny Kristiana.

Galatiana 6. 1-10

Galatiana 6. 1-10

Izay tokony hataon'ny Kristiana. Manana andraikitra sy adidy ny Kristiana, amin'ny maha mpanara-dia an'i Kristy azy, araka izay hita eto:…

Mampahery ny Fanahy Masina

Mpitsara 14.5-11

Mpitsara 14.5-11

Mampahery ny Fanahy Masina Nifidy an'i Samsona Andriamanitra mba ho fiasana eo am- pelatanany hanehoany ny heriny amin'ny Filistina: 1-…

Ny toe-panahin’ny Apostoly.

Romana 15. 14-21

Romana 15. 14-21

Ny toe-panahin'ny Apostoly. Mendrika halain-tahaka ny toe-panahy ananan'i Paoly araka izay hita amin'ity fehin-teny nataony ho an'ny Fiangonana ity: 1-…

Mahatsara antsika ny fialan’i Jesoa (and.7)

Jaona 16.5-11

Jaona 16.5-11

Mahatsara antsika ny fialan'i Jesoa (and.7) Mampiomana ny mpianany Jesoa fa tsy maintsy ho avy ny fotoana hisarahany amin'izy ireo.…

Ny asam-panavotana nataon’i Kristy.

Hebreo 9. 23-28

Hebreo 9. 23-28

Ny asam-panavotana nataon'i Kristy. Ambaran'ny mpanoratra ny maha samihafa ny asam-pisoronana nataon'i Kristy sy ny an'ireo mpisorona tamin'ny fanekena taloha:…

Izy no nifidy izay tiany hofidina.

Salamo 68. 15-18

Salamo 68. 15-18

1- Izy no nifidy izay tiany hofidina. Basana dia anaran'ny faritany atsinanan'ny Tiberiasy. Tany amin'izany faritany izany no nanjakan'ny fahavalon'ny…

Andro niakarana.

Marka 16. 19-20

Marka 16. 19-20

Andro niakarana. Amin'izao fahatsiarovana ny andro niakaran'ny Tompo tany an- danitra izao dia tsara ny ahalalantsika ireto zava-dehibe ireto: 1-…

Ny olona iasan’ny Fanahin’Andriamanitra.

Mika 3.5-12

Mika 3.5-12

Ny olona iasan'ny Fanahin'Andriamanitra. Mahery vaika sy miavaka ny hafatra nentin'ny mpaminany Mika: 1- Feno hery hilaza ny hafatr'Andriamanitra. Nanjaka…

Ny olona tapahin’ny Fanahy.

Romana 8.9-13

Romana 8.9-13

Ny olona tapahin'ny Fanahy. Ireto no mampiavaka ny olona tapahin'ny Fanahy: 1- Itoeran'ny Fanahin'Andriamanitra. Ny teny hoe "mitoetra" dia milaza…