Miorena marina ao amin’ny Tompo

1 Korintiana 10. 14-22

1 Korintiana 10. 14-22

Miorena marina ao amin'ny Tompo 1. Ialao ny zava-dratsy (and.14) Ny teny hoe mandositra dia midika hoe mandeha miala eo…

Manorina ny fanekeny ny Tompo

Jaona 3. 16-21

Jaona 3. 16-21

Manorina ny fanekeny ny Tompo <<Fa toy izao no nitiavan' Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy tokana, mba tsy…

Aza manno zavatra mampiova hevitra ny Tompo

Mpitsara 2. 1-5

Mpitsara 2. 1-5

Aza manno zavatra mampiova hevitra ny Tompo 1. Tsarovy ny famonjeny Efa tafiditra ny tany nampanantenaina ny Zanak'i Israely satria…

Mifidiana sao ianao indray no fidiany

Deoteronomia 30, 15-20

Deoteronomia 30, 15-20

Mifidiana sao ianao indray no fidiany And 29 "koa mifidiana ny fiainana, mba ho velona ianao sy ny taranakao" Safidy…

Hafa ihany ny manompo an’Andriamanitra

Genesisy 26. 23-33

Genesisy 26. 23-33

Hafa ihany ny manompo an'Andriamanitra 1. Ombany amin'izay aleha (and.23-25) Nisy mosary teo amin'ny tany dia nandeha tany Gerara i…

Tsaroan’ny Tompo hatrany ny fanekeny

Eksodosy 6:2-8

Eksodosy 6:2-8

Tsaroan'ny Tompo hatrany ny fanekeny 1. Na dia fotoana maharitra aza (and 2-4) Voalaza ao amin'ny Genesisy 15.13 fa nijaly…