Mihevitra ny olony hatrany i Jesoa:

Jaona 21.1-14

Jaona 21.1-14

1- Mihevitra ny olony hatrany i Jesoa: Ny tenin'i Petera manao hoe "handeha hanarato aho" sy ny navalin'ny mpianatra namany…

Izay rehetra mino an’i Jesoa Kristy dia:

Jaona 12. 44-50

Jaona 12. 44-50

Izay rehetra mino an'i Jesoa Kristy dia: 1- Miaina sy manana ny mazava Azo ambara hoe efa lasa lamaody mihitsy…

Mifidy ny lalana alehan’ny olona Andriamanitra

Eksodosy 13. 17-22

Eksodosy 13. 17-22

1- Mifidy ny lalana alehan'ny olona Andriamanitra Rehefa afaka tamin'ny fanandevozan'i Farao ny olona dia tsy mba nentin' Andriamanitra tamin'ny…

Momba ny olony Andriamanitra

Salamo 78. 13-20

Salamo 78. 13-20

Momba ny olony Andriamanitra Tantaran'ny nanafahan' Andriamanitra ny zanak' Israely tsy ho andevo tany Egypta intsony no anterina eto (Jereo…

Ho an’ny olona rehetra ny Tenin’Andriamanitra

Asan'ny Apostoly 13. 44-48

Asan'ny Apostoly 13. 44-48

Ho an'ny olona rehetra ny Tenin'Andriamanitra Izao no voasoratra eto hoe "tafangona avokoa ny tao an-tanana rehetra hihaino ny tenin'Andriamanitra".…

Mifaly ny olona mampijaly olona tahaka azy.

Asan'ny Apostoly 12. 1-10

Asan'ny Apostoly 12. 1-10

Mifaly ny olona mampijaly olona tahaka azy. Misy ny zavatra mahafaly ny olona eo amin'ny fiainana ary mety samy manana…

Fahazavana Andriamanitra

Jaona 1.1-13

Jaona 1.1-13

Fahazavana Andriamanitra Araka ny hevitry ny teo aloha dia zava-masina ny fahazavana ary ampiasain'ny Soratra Masina ilazana an'Andriamanitra indrindra izany.…

MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

Isaia 50. 10-11

Isaia 50. 10-11

MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO Mamaly ny ataon'ny olona Andriamanitra Lazain'i Isaia mpaminany eto fa mandeha amin'ny maizina ny olona.…