Olona efa mijoro tsara amin’ny finoana ary mila fampaherezana sy fitondrana am-bavaka mba hahazoana miorina sy hanohy maneho fitiavana amin’ny mpiara-belona
Kolosiana 1.9-14
Kolosiana 1.9-14
Faly sady velom-panantenana tamin'ny Kristiana tao Kolosia i Paoly Apostoly. Tena soa fianatra izao ataony izao, ary ampirisihina antsika mba:…