Ny Zanaka Nateraky ny Fanahy sy ny Finoana
1Jaona 5.4-5
1Jaona 5.4-5 1- Meteza haterak'Andriamanitra indray Ampiasaina hatrany ny hoe zanak'Andriamanitra kanefa tokony havahana tsara ny hoe zanak' Andriamanitra anarana…
1Jaona 5.4-5
1Jaona 5.4-5 1- Meteza haterak'Andriamanitra indray Ampiasaina hatrany ny hoe zanak'Andriamanitra kanefa tokony havahana tsara ny hoe zanak' Andriamanitra anarana…
Kolosiana 1.21-23
Tsy i Paoly fa i Epafra no nanorina ny Fiangonana tao Kolosia. Olona avy tao Kolosia ihany izy ka fantany…
Matio 8.5-13
Matio 8.5-13
1- Meteza hihevitra ny hafa Indro Kapiteny iray no anton-dresaka eto ary tsy miaramila tsotra akory raha araka ny voatantara,…
Jakoba 5. 13-15
Ny vavaka Ny fangirifiriana sy ny fanaintainana ara-tsaina sy ara-batana dia tena manjo ny olombelona rehetra, eny, hatramin'ny Kristiana mihitsy…
Jaona 3. 25-30
1- Tandremo ny fifamaliana Voalaza eo amin'ny and 25 fa nifanditra tamin'ny Jiosy iray ny mpianatr'i Jaona. Efa fantatsika tsara…
Asan'ny Apostoly 13. 38-43
Asan'ny Apostoly 13. 38-43
Ny fanamarinana ny olona Efa niteny ny Soratra Masina hoe "tsy misy olona marina na dia iray akory aza" (Rom…
Ezekiela 44.15-19
Ezekiela 44.15-19
Ny asa fisoronana 1- Voatokana ireo mpanao fanatitra ho an'ny Tompo. Nalalaka ny fanaovan'ny olona fanatitra tany am-boalohany, tsy voatery…
1 Korintiana 6. 12-20
1 Korintiana 6. 12-20
Ny amin'ny vatana 1- Ny vatana araka ny hevitry ny grika Misy fombam-pitenenana eo amin'ny Grika manao hoe "fasana ny…
2 Tantara 35. 1-6
2 Tantara 35. 1-6
Ny fanitsiam-pivavahana Ny fanarenana ny fivavahana marina tian'i Jehovah: Tamin'ny fotoana nanjakan'i Josia no nahitana ny bokin'ny lalana tao amin'ny…
Jaona 17.6-19
Jaona 17.6-19
Jesoa Kristy, tia ny mpianany 1- Mivavaka ho an'ny mpianany i Jesoa Kristy Manatanteraka ny fanaovam-beloma ny mpianany i Jesoa…