Ny mpino miorina amin’ny finoana dia:

Genesisy 35.9-15

Genesisy 35.9-15

Ny mpino miorina amin'ny finoana dia: 1- Mahazo fitahiana Rehefa niverina avy any Mezopotamia i Jakoba, hihaona amin'ny rahalahiny dia…

Ny finoan’ilay vehivavy Kananita

Matio 15.21-28

Matio 15.21-28

Ny finoan'ilay vehivavy Kananita 1- Nahery nangataka Vehivavy iray no voalaza eto, izay nanan-janaka narary nampahorian'ny demonia. Hoy izy tamin'i…

Ny olona miorina amin’ny finoana,

Jakoba 1.1-4

Jakoba 1.1-4

Ny olona miorina amin'ny finoana, Antsoina hoe Epistily katolika ity epistily nosoratan'i Jakoba ity satria nosoratana ho an'ireo Kristiana maneran-tany.…

Miorina amin’ny finoana ny mpino

Eksodosy 4. 27-31

Eksodosy 4. 27-31

Miorina amin'ny finoana ny mpino 1- Noho ny famantarana Izay voalaza eto amin'ity Soratra Masina ity dia ny fiverenan'i Mosesy…

Izay miorina amin’ny finoana dia:

Izay miorina amin'ny finoana dia: 1- Hiraiki-po amin'ny Soratra Masina Tsiahivin'i Paoly amin'izao Tenin'Andriamanitra izao ny anjara toeran'ny Soratra Masina…

Ny Finoana sy ny Fahasitranana amin’i Jesoa Kristy

Marka 5. 25-34

Marka 5. 25-34

Tantara maneho fahasitranan'ilay vehivavy narary nandritra ny roa ambiny folo taona no ampitain'ny Filazantsara eto amin'ity Soratra Masina ity. Misongadina…

Mirosoa mandrakariva

Efesiana 1.7-14

Efesiana 1.7-14

Mirosoa mandrakariva Ity Epistily ity dia nentin'i Paoly Apostoly hampirisihana ny mpino mba handroso ara-panahy amin'ny fahalalana an'Andriamanitra sy ny…

Finoana eo anoloan’ny sarotra

2 Tantara 20.18-23

2 Tantara 20.18-23

Finoana eo anoloan'ny sarotra Tao anatin'ny fahaverezan-kevitra sy fahakiviana ny vahoaka Joda. Tonga hanafika azy ny Amonita sy Moabita na…

Ny tena finoana.

Filemona 1. 4-7

Filemona 1. 4-7

Ny tena finoana. Manamarika ny tonom-bavak'i Paoly Apostoly ho an'i Filemona eto ny fanehoany fa i Filemona, ilay isan'ny mpitarika…