Raha ny Fanahy Masina no mameno antsika dia

Asan'ny Apostoly 2. 5-13

Asan'ny Apostoly 2. 5-13

Raha ny Fanahy Masina no mameno antsika dia 1. Mahagaga ny asa vitantsika (and 7) «Dia talanjona sady gaga izy…

Ny olona nandray ny fahazavan’i Kristy

Jaona 9. 24-34

Jaona 9. 24-34

Ny olona nandray ny fahazavan'i Kristy 1. Manaiky ho mpianany «Moa te-ho mpianany koa va ianareo? » (And. 27) Jesoa…

Jesoa Kristy nampihavana antsika

Efesiana 2. 11-18

Efesiana 2. 11-18

Jesoa Kristy nampihavana antsika 1. Nandrava ny efitry ny fisarahana …mba hanakambanany antsika roa tónta ao amin'ny tenany ho olom-baovao…

Ny olona miatrika fahoriana

2Korintiana 4. 16-18

Ny olona miatrika fahoriana 1. Matoky an'Andriamanitra (And. 16) Nandalo fanenjehana sy fisendrana mafy sy maro samihafa i Paoly Apostoly…

Andriamanitra Marina

Ezekiela 18. 23-32

Ezekiela 18. 23-32

Andriamanitra Marina 1. Mitaona ny olona hibebaka «Mitodiha, ka mibebaha amin'ny fahadisoanareo rehetra..» (And. 30) Teny fampanantenana ataon' Andriamanitra amin'ny…

Ny fampianaran’i Jesoa Kristy

Lioka 5. 33-39

Lioka 5. 33-39

Ny fampianaran'i Jesoa Kristy 1. Mahaleo tena « Tsy misy olona mandriatra lamba vaovao hanalany tapa-damba hatampina ny lamba tonta……

Andriamanitra Mpahary

Isaia 40. 27-31

Isaia 40. 27-31

Andriamanitra Mpahary 1. Mampionona « Mampahatanjaka ny reraka Izy, ary izay kely hery dia omeny hery be. » (And. 29)…

Ny olona mahatoky ao amin’i Kristy

Kolosiana 1. 1-8

Kolosiana 1. 1-8

Ny olona mahatoky ao amin'i Kristy 1. Miorina ao Aminy rehefa renay ny finoanareo an'i Kristy Jesosy sy ny fitiavan'ny…

Ny Iehibe amin’ny fanjakan’ Andriamanitra

Matio 18. 1-6

Matio 18. 1-6

Ny Iehibe amin'ny fanjakan' Andriamanitra 1. Ny manetry tena Koa na zovy na zovy no hanetry tena tahaka ity zazakely…

Ny olona miatrika ady

Genesisy 32. 25-31

Genesisy 32. 25-31

Ny olona miatrika ady 1. Havaozin'Andriamanitra << Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao, fa Isiraely; satria efa nitolona tamin'Andriamanitra….…