Ny fiainan’ny mpino Kristiana

Romana 5. 1-5

Romana 5. 1-5

Ny fiainan'ny mpino Kristiana 1- Mihavana amin'Andriamanitra Noho ny finoana an'i Jesoa Kristy maty sy nitsangana tamin'ny maty dia tonga…

Ny mpino manoloana ny voninahitr’Andriamanitra

Isaia 6. 1-8

Isaia 6. 1-8

Ny mpino manoloana ny voninahitr'Andriamanitra Nanaiky ho irak'Andriamanitra i Isaia rehefa nahita ny voninahiny. Tsy maintsy nanetry tena sy niaiky…

Mandray fananarana ny manetry tena

Ohabolana 29.15-23

Ohabolana 29.15-23

Mandray fananarana ny manetry tena Tena ilaina ny fananarana ny zanaka mba handraisany ny tena fiainana araka an'Andriamanitra. Asongadin'ity mofonaina…

Manetre tena fa zava-poana ny ezaka ataonao

Mpitoriteny 2. 4-11

Mpitoriteny 2. 4-11

Manetre tena fa zava-poana ny ezaka ataonao Zava-poana ny fiainana eto an-tany. Noho izany dia mahaiza manetry tena ka hibanjina…

Fanetren-tena mampiavaka ny olon’Andriamanitra

Fanetren-tena mampiavaka ny olon'Andriamanitra: 1- Mandrindra ny fihavanana Miara-miaina ao anatin'ny fiarahamonina ny olona araka ny sokajin-taonany. Mitaona ny tanora…

Ny toe-po hifandraisana amin’ Andriamanitra

Lioka 18.9-14

Lioka 18.9-14

Ny toe-po hifandraisana amin' Andriamanitra Fomba nentin'ilay Fariseo sy ilay mpamory hetra nivavaka tamin' Andriamanitra no asehon'ny Soratra Masina ho…

Manetry tena manoloana ny antson’ Andriamanitra

Marka 1.1-8

Marka 1.1-8

Manetry tena manoloana ny antson' Andriamanitra Ny asa fanompoana notanterahin'i Jaona mpanao Batisa no manomboka ny Filazantsara araka an'i Marka.…

Mpino manetry tena

Joba 22. 21-30

Joba 22. 21-30

Mpino manetry tena Teny nataon'i Elifaza tamin' i Joba teo anoloan'ny fizahan- toetra nihatra taminy ity, izay mampitodika antsika ho…

Ny fitiavana no fototry ny fihetsiky ny Kristiana rehetra

Andriamanitra dia tia antsika satria Izy mihintsy no fitiavana. Izay rehetra tia dia naterak'Andriamanitra araka izay ambaran'ny I Jaona 4.7.…

Ny fitiavana no fototry ny fihetsiky ny Kristiana rehetra Betsaka ny fihetsika toa tsara ety ivelany azo aseho ety ivelany,…