Ny fanampiana ny voafonja.

Filipiana 4.10-19

Filipiana 4.10-19

Ny fanampiana ny voafonja. 1- Mariky ny fandavan-tena ho fanampiana ny hafa. Tamin'ny fotoana nigadran'i Paoly no nanoratany ity Epistily…

Ny fivavahana marina

Kolosiana 2.16-23

Kolosiana 2.16-23

Ny fivavahana marina 1- Tsy fombafomba ivelany fotsiny. Mananatra ny mpino ny Apostoly Paoly manoloana ny fampianaran-diso izay mitady hahazo…

Ny toe-panahy manetry tena:

Jakoba 4.1-10

Jakoba 4.1-10

Ny toe-panahy manetry tena: 1- Miseho amin'ny fifandraisana amin'ny hafa. Anisan'ny toetra tokony ho hita taratra eo amin'ny fiainan'ny mpino…

Manetry tena mba hasandratra…

Lioka 14.7-11

Lioka 14.7-11

Manetry tena mba hasandratra… "Fa izay rehetra manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra."(and.11) 1- Ny mpanandra-tena: Ny…

Ny olona mitady fihavanana…

Genesisy 32. 10-13

Genesisy 32. 10-13

Ny olona mitady fihavanana… 1- Mitadidy ny teny fampanantenan Andriamanitra Tsapan'i Jakoba ny fahadisoana nataony tamin'i Esao rahalahiny, ary efa…

Ny anjaran’ny manetry tena

Isaia 57. 15-21

Isaia 57. 15-21

Ny anjaran'ny manetry tena 1- Miara-monina amin'Andriamanitra (and.15-16) Mihevitra manokana ny olona miaina amin'ny fanetren-tena Andriamanitra. Andriamanitra Masina Izy, monina…

Mahaiza mifidy ny lalan-kizorana

Ohabolana 15.27-33

Ohabolana 15.27-33

Mahaiza mifidy ny lalan-kizorana Asehon'ny Soratra Masina amintsika anio ny toe-javatra miandry ny olona araka izay safidy ataony hitondrany ny…

Kristiana miaina amin’ny toe-panahy marina

1 Petera 3.8-12

1 Petera 3.8-12

Kristiana miaina amin'ny toe-panahy marina Manoratra taratasy ho an'ny olom-boafin'Andriamanitra rehetra, dia ireo mpanara-dia an'i Jesoa Kristy i Petera. Tokony…

Ny fivavahana ankasitrahan’Andriamanitra

Isaia 58.6-12

Isaia 58.6-12

Ny fivavahana ankasitrahan'Andriamanitra Ireo Jiosy efa tafaverina ao amin'ny taniny sy miatrika ny fanarenana amin'ny lafin-javatra samihafa no íantefan'ny hafatra…