Inona no takian’ny Tompo mba hitahiany antsika?
Sal 66.16-20/ Hira 3/ Vavaka/ Mofonaina/
Deoteronomia 10. 12-19
Inona no takian'ny Tompo mba hitahiany antsika? Tsy hafa noho izay notakian'Andriamanitra tamin'ny Zanak' Israely ny zavatra takiana amintsika Kristiana…