Ireo endriky ny famonjen’Andriamanitra ny Israely

Sal.107.1-9 / Hira 36.1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka/ Hira 73.1,3)

Amosa 9. 13-15

Ireo endriky ny famonjen'Andriamanitra ny Israely 1- Hamokatra ny tany Haneho ny fahasoavany Andriamanitra ka hahavokatra tokoa ny tany. Izany…

Ny maha Izy Azy an’Andriamanitra

Sal 104.1-6 / Hira171, 1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 98, 1-2

Isaia 66.1-2

Ny maha Izy Azy an'Andriamanitra 1- Lehibe Izy Asehon'ny faminanian'i Isaia amin'ny kisarin-teny mora azo ny halehiben'Andriamanitra izay ilazany fa…

Ny fahambonina sy fiandrianan’i Kristy

Sal112,1-10 / Hira 194.1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / 444.1.2

Kolosiana 1, 15-20

Ny fahambonina sy fiandrianan'i Kristy 1- Izy no endrik'Andriamanitra tsy hita maso: Mazána tokoa rehefa tsy hita maso ny olona…

Ny fomba entina mihazona ny finoana

Sal 109, 1-5/Hira 6, 1-2/Vavaka/Mofonaina / Vavaka/ Hira 338

Hebreo 12. 1-3

Ny fomba entina mihazona ny finoana 1- Manaisotra ny fahotana: Aschon'ny mpanoratra amin'ny kisarin'ny hazakazaka hahazoana loka ny fizahan-toetra mahamay…

Ny fitsaran’Andriamanitra

Sal 97, 1-6/hira 1, 1-2/ Mofonaina/Vavaka/ hira 451, 1-2)

Nampaherezin'Andriamanitra tamin'ny fahitana i Jaona ka dia nampahery ny Kristiana koa manoloana ny fahoriana vokatry ny fanenjehana. Mampahery i Jaona…

Ny fitsaran'Andriamanitra 1- Hanandratra izay miorina tsara Nampaherezin'Andriamanitra tamin'ny fahitana i Jaona ka dia nampahery ny Kristiana koa manoloana ny…

Ahoana ny fomba hiatrehana zava-tsarotra?

Sal 25.1-5 / Hira 549.1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 549.5

Ahoana ny fomba hiatrehana zava-tsarotra? Manoloana ny olana mbamin'ny ady sarotra sy manahirana toy izay nahazo an'i Josafata isika dia…

Aoka isika hidera an’i Jehovah…

Sal 100.1-5/HF 7/ Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 12

Salamo 95. 1-5

Aoka isika hidera an'i Jehovah… Miantso sy mitaona antsika hidera an'Andriamanitra ny mpanao Salamo. Ireto misy antony manosika ny mpino…

Lehibe ny fiandrianan’ Andriamanitra

Sal 42.1-5 / Hira7 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 34

Joba 42.1-6

Lehibe ny fiandrianan' Andriamanitra 1- Mahay ny zavatra rehetra Izy Voalaza fa i Joba dia lehilahy marina sy mahitsy sady…

Lehibe ny fiandrianan’Andriamanitra.

Sal 22.22-25 / HF 48 / Vavakab/ Mofonaina / Vavaka / Hira 452.1,3

Matio 5.33-37

Lehibe ny fiandrianan'Andriamanitra. 1- Aza manao fianianana tsy am-piheverana Ny fanaovana fianianana dia fanamafisana ny fahamarinan'izay zavatra lazaina, na zavatra…

Lehibe ny fiandrianan’Andriamanitra.

Sal 111.1-5 / HF 45/ Vavaka / Mofonaina/ Vavaka / HF 3

Salamo 111.1-10

Lehibe ny fiandrianan'Andriamanitra. 1- Asehony amin'ny alalan'ny asany mahagaga (and.2,3) Raha mandinika sy misaina ny zavatra rehetra noharian' Andriamanitra isika…