Ny fitsaran’Andriamanitra
Sal 97, 1-6/hira 1, 1-2/ Mofonaina/Vavaka/ hira 451, 1-2)
Nampaherezin'Andriamanitra tamin'ny fahitana i Jaona ka dia nampahery ny Kristiana koa manoloana ny fahoriana vokatry ny fanenjehana. Mampahery i Jaona…
Ny fitsaran'Andriamanitra 1- Hanandratra izay miorina tsara Nampaherezin'Andriamanitra tamin'ny fahitana i Jaona ka dia nampahery ny Kristiana koa manoloana ny…