Ny maha zava-dehibe ny Tenin’Andriamanitra sy ny fifaliana avy aminy
Sal 33. 18-22 / Hira 16.1, 3/ Mofonaina / Hira 20 1,3
Salamo 119. 41-48
Miantso ny famindrampon' Andriamanitra ny mpanao Salamo satria fantany fa mifamatotra amin' izany ny famonjena araka ny Tenin'ny Tompo. Mamonjy…