Miantso ho amin’ny fibebahana ny Tompo

2 Petera 3.5-10

2 Petera 3.5-10

Miantso ho amin'ny fibebahana ny Tompo 1. Tsy tiany hisy ho very ny mpino Ary hotoriana amin'izao tontolo izao ity…

Miantso ho amin’ny fibebahana ny Tompo.

2 Timoty 2. 19-21

2 Timoty 2. 19-21

Miantso ho amin'ny fibebahana ny Tompo. Manoloana irco fahavalo mandozan'ny Fiangonana, ka mahatonga ireo sasany mamadika ny finoana; eto amin'ity…

Ny fomba handovana fanjakan’Andriamanitra

Marka 4. 10-20

Marka 4. 10-20

Ny fomba handovana fanjakan'Andriamanitra 1. Ampahafantarina ny mpianatra « Hianareo no efa nomena ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra; …» (And.…

Andriamanitra mitsara ny olona

2 Mpanjaka 17.6-13

2 Mpanjaka 17.6-13

Andriamanitra mitsara ny olona 1, Rehefa manadino ny fitondrany «…Izay nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta ho afaka…

Ny olona mijoro ho vavolombelon’i Kristy

Asan'ny Apostoly 5. 29-32

Asan'ny Apostoly 5. 29-32

Ny olona mijoro ho vavolombelon'i Kristy 1. Mankato ny tenin'Andriamanitra « ... Andriamanitra no tokony hekena mihoatra noho ny olona.»…

Ny olona miambina

Salamo 30. 1-5 - FF1 - Vavaka - FF 39

Ny olona miambina 1. Miasa amin'ny finoana «…fa tsy nisy hitako tanteraka ny asanao anatrehan'Andriamanitro.» (And. 2) Nazoto nivavaka ny…

Ny mpitory ny filazantsara

Marka 1. 1-8

Marka 1. 1-8

Ny mpitory ny filazantsara 1. Feno fanetren-tena « Ary Jaona nitafy lamba volon-drameva; ary fehin-kibo hoditra no tamin'ny valahany… »…

Jesoa Kristy Tompon’ny fahefana

Apokalipsy 5. 13b - FFPM 171 - Vavaka - FFPM 790

Jesoa Kristy Tompon'ny fahefana 1. Mahafantatra ny ataon'ny olona «Fantatro izay onenanao, dia ao amin'ny itoeran'ny seza fiandrianan'i Satana… »…

Jesoa Kristy miantso ny mpanota

Lioka 5. 27-35

Lioka 5. 27-35

Jesoa Kristy miantso ny mpanota 1. Hiombon'aina aminy « tsy avy hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota mba hibebaka.…

Jesos Kristy tonga eo amin’ny olona

Matio 4. 12-17

Matio 4. 12-17

Jesos Kristy tonga eo amin'ny olona 1. Te-hamonjy ny olona rehetra «Ny tanin'ny Zebolona sy ny tanin'ny Naftaly, (…) any…