Lehibe ny fiandrianan’ Andriamanitra

Sal 42.1-5 / Hira7 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 34

Joba 42.1-6

Lehibe ny fiandrianan' Andriamanitra 1- Mahay ny zavatra rehetra Izy Voalaza fa i Joba dia lehilahy marina sy mahitsy sady…

Lehibe ny fiandrianan’Andriamanitra.

Sal 22.22-25 / HF 48 / Vavakab/ Mofonaina / Vavaka / Hira 452.1,3

Matio 5.33-37

Lehibe ny fiandrianan'Andriamanitra. 1- Aza manao fianianana tsy am-piheverana Ny fanaovana fianianana dia fanamafisana ny fahamarinan'izay zavatra lazaina, na zavatra…

Lehibe ny fiandrianan’Andriamanitra.

Sal 111.1-5 / HF 45/ Vavaka / Mofonaina/ Vavaka / HF 3

Salamo 111.1-10

Lehibe ny fiandrianan'Andriamanitra. 1- Asehony amin'ny alalan'ny asany mahagaga (and.2,3) Raha mandinika sy misaina ny zavatra rehetra noharian' Andriamanitra isika…

Inona no takian’ny Tompo mba hitahiany antsika?

Sal 66.16-20/ Hira 3/ Vavaka/ Mofonaina/

Deoteronomia 10. 12-19

Inona no takian'ny Tompo mba hitahiany antsika? Tsy hafa noho izay notakian'Andriamanitra tamin'ny Zanak' Israely ny zavatra takiana amintsika Kristiana…

Katsaho ny fanjakan’ny lanitra

Sal 66.1-4 / Hira 36/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/Hira 354.1,2

Matio 13. 24-30

Katsaho ny fanjakan'ny lanitra 1- Mitandrema amin'ny fahavalo Asehon'ity fanoharana ity fa misy ny fahavalo mety hampivily lálana ny olona…

Lehibe ny fiandrianan’Andriamanitra.

Sal 104,1-5/Hira 24.1,3/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/Hira24.4

Matio 23. 16-28

Lehibe ny fiandrianan'Andriamanitra. Miantefa tamin'ireo mpitarika vahoaka Jiosy ny hafatr'i Jesoa, Voakasika manokana amin'izany ny Fariseo sy mpanora-dalana. Ireto manaraka…

Ny fahatezeran’Andriamanitra

Sal 67.1-4 / Hira 167 Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/ Hira 310.1-3

Romana 1. 18-25

Ny fahatezeran'Andriamanitra Inona no antony mahatonga ny fahatezeran'Andriamanitra? 1- Mba hanehoany ny fahamarinany sy ny fahamasinany Ray be fitiavana sy…

Kristiana mandeha miendrika ny fiantsoana

Sal 128 / Hira 21 / Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/ Hira 20/4,5

Efesiana 4.1-8

Kristiana mandeha miendrika ny fiantsoana 1- Mazoto mitana ny firaisana (and.3) Ny Kristiana tsirairay dia isan'ny momba ny tenan'i Kristy.…

Jesoa Kristy no Mpisoronabe ho antsika

Sal 89. 1,2/ Hira 7/ Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/ Hira 501.1.4

Hebreo 8.1-6

Jesoa Kristy no Mpisoronabe ho antsika 1- Mipetraka any amin'ny Avo Indrindra Izy. Ara-tantara, teo amin'ny Jiosy dia ny mpisoronabe…

Ny antikristy.

Sal 99.1-5/ Hira 6/ Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/ Hira 461.1,2

LEHIBE NY FIANDRIANAN'ANDRIAMANITRA Ny antikristy. 1- Inona moa izany? Ny hevitry ny teny hoe antikristy dia "mpanohitra an'i Kristy", na…