Inona no mahatonga ny fahatezeran’ Andriamanitra ?

ROMANA 1.18-23

ROMANA 1.18-23

Inona no mahatonga ny fahatezeran' Andriamanitra ? Vokatry ny ataon'ny olona ihany no mahatonga ny fahatezeran' Andriamanitra hihatra aminy .…

Manome toky ny olom-boafidiny ny Tompo

ISAIA 41.8-13

ISAIA 41.8-13

Manome toky ny olom-boafidiny ny Tompo Amin'izao fampaherezana ny vahoakan'Israely izao dia ireto teny roa samy mavesa-danja no horaisintsika :…

Maneho ny tàna-maheriny ny Tompo

LIOKA 13.10-13

LIOKA 13.10-13

Maneho ny tàna-maheriny ny Tompo 1-Amin'ny maha-tompon'ny sabata Azy Ny fitandremana ny andro sabata , na ny aandro fitsaharana dia…

Ny tàna-maherin’ny Tompo

MATIO 14.22-33

MATIO 14.22-33

Ny tàna-maherin'ny Tompo 1-Manampahefana amin'ny zava-boahary rehetra Rehefa vitan'i Jesoa ny namahana ny olona tsy omby dimy arivo dia nalefany…

Maneho ny tàna-maheriny ny Tompo

ASAN'NY APOSTOLY 12.1-10

Maneho ny tàna-maheriny ny Tompo

ASAN'NY APOSTOLY 12.1-10 Maneho ny tàna-maheriny ny Tompo 1-Amin'ny alalan'ny vavaka Mafy ny fanenjehana nohatra tamin'ny fiangonana tao Jerosalema tamin'ny…

Maneho ny tana-maheriny ny Tompo

Maneho ny tana-maheriny ny Tompo

JAONA 11.32-41

Maneho ny tana-maheriny ny Tompo JAONA 11.32-41 1-Miombom-po amin'ny fahorian'ny olona i Jesoa Maty i Lazarosy . Nangoraka i Jesoa…

Mahery ny tàna-maherin’ny Tompo

Mahery ny tàna-maherin'ny Tompo

JAONA 10.24-30

Mahery ny tàna-maherin'ny Tompo JAONA 10.24-30 Maneho ny maha-Mesia Azy Jesoa. 1-Na dia misy aza tsy manaiky azy Nitady izay…

MANEHO NY TANA-MAHERINY NY TOMPO

MANEHO NY TANA-MAHERINY NY TOMPO

JONA  2.1-11

MANEHO NY TANA-MAHERINY NY TOMPO JONA  2.1-11 1-Ho famerenana  ny  mpanompo mivily làlana Voatery  natsipy  any anaty  ranomasina lalina I…

Maneho ny tana-maheriny ny Tompo

Maneho ny tana-maheriny ny Tompo

ISAIA 43.11-13

Maneho ny tana-maheriny ny Tompo ISAIA 43.11-13 Vavolombelona isika! 1-Hanambara fa Izy ihany no Tompo sy mpamonjy Nofidin' Andriamanitra ny…

Maneho ny tàna-maheriny ny Tompo

Maneho ny tàna-maheriny ny Tompo

SALAMO 34.1-8

Maneho ny tàna-maheriny ny Tompo SALAMO 34.1-8 1-Miankohofa eo anatrehany Nandositra an'i Saoly i Davida , ary tonga tany amin'i…