Ny maha-Izy Azy ny Teny
JAONA 1.1-8
JAONA 1.1-8
Ny maha-Izy Azy ny Teny 1-Maharitra mandrakizay Mazava tsara ny fanambaram-pinoana "tamin'ny voalohany" na koa hoe : "tany am-piandohana "…
JAONA 1.1-8
JAONA 1.1-8
Ny maha-Izy Azy ny Teny 1-Maharitra mandrakizay Mazava tsara ny fanambaram-pinoana "tamin'ny voalohany" na koa hoe : "tany am-piandohana "…
MAHATOKY NY TENY VAVOLOMBELON’NY TOMPO
DEOTERONOMIA 7.1-11
Andriamanitra manome lova ny olony 1-Mitaona ny olony tsy hifangaro amin’ny ratsy . Nanafaka ny zanak’Israely Andriamanitra ka nampiditra azy…
SALAMO 111.1-8
SALAMO 111.1-8
Andriamanitra manatanteraka ny fanekeny Asehon'ny mpanao salamo fa ilay Andriamanitra tsara sady mpanao ny tsara dia manatanteraka ny fanekena .…
MAHATOKY NY TENY VAVOLOMBELON'NY TOMPO
SALAMO 119.105-112
Ny Tenin' Andriamanitra eo amin'ny fiainan'ny mino 1-Manoro làlana Manana ny anjara toerana lehibe eo amin'ny fiainan'ny olona mino an'…
ROMANA 16.25-27
ROMANA 16.25-27
Andriamanitra Tompon'ny voninahitra 1-Mampiorina mafy amin'ny finoana Ambaran'i Paoly fa "mahay mampahery" Andriamanitra , izany hoe : mahay mampiorina mafy…
KOLOSIANA 1.24-29
KOLOSIANA 1.24-29
Inona no tokony atao mba hahaizana mifaly na dia ao anaty fahoriana aza? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM
JOBA 37.14-24
JOBA 37.14-24
Ny asan' Andriamanitra dia: 1-Maneho ny fahalehibiazan'Andriamanitra Anankiray tanjon'i Eliho ny hitarika an'i Joba handinika tsara ny asan'Andriamanitra , hanakatra…
EZEKIELA 20.30-38
EZEKIELA 20.30-38
Andriamanitra masina 1-Tsy manaiky hapirafesina amin'ny sampy (and 30-31) Hentitra Andriamanitra amin'ny alalan'ny fiampangana miendrika fanontaniana milaza amin'ny taranak'i Israely…
LIOKA 19.45-48
LIOKA 19.45-48
Halan'i Jesoa ny : 1- Ny halatra (and45) Tamin'ny andron'i Jesoa dia nisy mpanakalo vola tokoa teo an-kianjan'ny tempoly ,…
MATIO 8.1-4
MATIO 8.1-4
Jesoa mpanasitrana dia: 1-Jesoa tsy miavona (and1) "nidina avy any an-tendrombohitra " i Jesoa . Io andian-teny io dia efa…