Andriamanitra be voninahitra sy velona Izy
(Sal 138.1-3 / Hira3, 1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 460.1-2)
Salamo 47.1-9
Andriamanitra be voninahitra sy velona Izy 1- Mendrika ho deraina Ny fiderana an'Andriamanitra dia meneho fa velona Izy ka afaka…