Ny tena Mpaminany marina

EZEKIELA 11.1-12

EZEKIELA 11.1-12

Ny tena Mpaminany marina 1-Sahy manambara ny fahadisoan'ny olona "Maminania ny hamelezana azy , eny maminania ry zanak'olona"(and4).Tsy voatery ho…

Ny olona nandray ny Fanahy Masina

1 KORINTIANA 2.11-16

1 KORINTIANA 2.11-16

Ny olona nandray ny Fanahy Masina 1-Mahalala ny sitrapon' Andriamanitra Izay nandray ny Fanahy Masina no afaka hahalala ny tombotsoa…

Ny fanomezana ny Fanahy Masina

JOELA 3.1-5

JOELA 3.1-5

Ny fanomezana ny Fanahy Masina 1-Ho an'ny olona rehetra Tsy anavahana sokajin'olona ny fanomezana ny Fanahy Masina. Fampanantenana omen' Andriamanitra…

Ankatoavy ny fitarihan’ny Fanahy Masina

MPITSARA 6.33-40

MPITSARA 6.33-40

Ankatoavy ny fitarihan'ny Fanahy Masina 1-Miaraha miasa Gideona no nantsoin' Andriamanitra hanehoany ny heriny ka hanafahana ny Israely amin'ny fampahorian'ny…

Ny olona mankato ny fitarihan’ny Fanahy Masina

ASAN'NY APOSTOLY 11.7-14

ASAN'NY APOSTOLY 11.7-14

Ny olona mankato ny fitarihan'ny Fanahy Masina 1-Tsy manavakavaka olona Ren'ny Apostoly sy ny mpino tany Jodia fa efa nandray…

Ny olona  mankato ny fitarihan’ny Fanahy Masina

ANKATOAVY NY FITARIHAN’NY FANAHY MASINA

1 KORINTIANA 6.12-20

Ny olona  mankato ny fitarihan’ny Fanahy Masina 1-Olona afaka (and12-14) Noho ny asam-panavotana izay nataon’I Jesoa  Kristy  dia voasasa ho …

Mandrosoa ho amin’ny lalina

2 KORINTIANA 4.14-18

2 KORINTIANA 4.14-18

Mandrosoa ho amin'ny lalina 1-Amin'ny fihavaozana "Havaozina isanandro kosa ny toetray anatiny" (and16) . Ny toetra ivelany dia maneho ny…

Velona mandrakizay ny Tompo

DANIELA 4.31-34

DANIELA 4.31-34

Velona mandrakizay ny Tompo 1-Ny fahefan'olombelona dia misy fetrany ihany Maro ireo mpitondra sy mpanjaka malaza tamin'ny fahefany sy ny…

Sahia mandini-tena

JAONA 21.20-25

JAONA 21.20-25

Sahia mandini-tena 1-Aza variana mamisavisa ny fiainan'ny hafa Amin'ny lafiny iray dia rariny raha sosotra ny mpianatra amin 'ny fisian'ny…