Ny Fanahy Masina  sy ny asam-pamonjena

MATIO  12.22-30

Ny Fanahy Masina  sy ny asam-pamonjena “Fa raha ny Fanahin’Andriamanitra  kosa no amoahako  ny  demonia, dia efa tonga aminareo  sahady …

Ny olona iasan’ny Fanahin’ Andriamanitra

NOMERY 24.1-9

NOMERY 24.1-9

Ny olona iasan'ny Fanahin' Andriamanitra Natahotra ny Zanak'Israely i Balaka mpanjakan'i Moaba ka indro niantso an'i Balama mba hanozona ny…

Olona manana ny Fanahy Masina

ASA 4.18-31

ASA 4.18-31

Olona manana ny Fanahy Masina Notsaraina teo amin'ny Synedriona i Petera sy Jaona noho ny nanasitranany ilay lehilahy malemy.Norarana tsy…

Ny Fanahin’Andriamanitra mitoetra ao amin’ny olony

2 SAMOELA 23.1-7

2 SAMOELA 23.1-7

Ny Fanahin'Andriamanitra mitoetra ao amin'ny olony Hitantsika eto ny teny farany nataon'i Davida mpanjaka :teny izay nentiny nijoro vavolombelona tamin'izay…

Ilay Andriamanitra Tompon’ny hery rehetra

SALAMO 47.1-9

SALAMO 47.1-9

Ilay Andriamanitra Tompon'ny hery rehetra Tarihina hidera an' Andriamanitra ny olona noho ny asa lehibe efa notanterahiny izay hita sy…

Ny olona nomen’Andriamanitra ny Fanahiny

2 TANTARA 15.1-7

2 TANTARA 15.1-7

Ny olona nomen'Andriamanitra ny Fanahiny 1-Maneho ny maha- Izy Azy an' Andriamanitra Notarihan'ny Fanahin'Andrimanitra i Azaria ka tsy nisalasala izy…

Ny asan’ny Fanahy Masina

JAONA 16.5-1

JAONA 16.5-1

Ny asan'ny Fanahy Masina Handao ny mpianatra i Jesoa . Ireo mpianatra ireo no hanohy asany eto anivon'izao tontolo izao…

Ny olona tarihan’ny Fanahy Masina

LIOKA 4.1-13

LIOKA 4.1-13

Ny olona tarihan'ny Fanahy Masina 1-Manaiky ny fitondran'ny Fanahy Masina "Feno ny Fanahy Masina " i Jesoa . Niasa teo…

Ny olona tarihin’ ny Fanahin’ Andriamanitra

2 TANTARA 20.14-17

2 TANTARA 20.14-17

Ny olona tarihin' ny Fanahin' Andriamanitra Tamin'ny andron'i Josafata mpanjakan'i Joda dia nitsangana hiady taminy ny Moabita sy ny namany…

Ny olona nomen’Andriamanitra ny Fanahiny

EZEKIELA 37.1-14

EZEKIELA 37.1-14

Ny olona nomen'Andriamanitra ny Fanahiny 1-Mankato an'Andriamanitra Rehefa nomen'Andriamanitra ny Fanahiny ny mpaminany dia nentiny tamin'ny lohasaha feno taolana.Toa tsy…