Ny mpanompon’ Andriamanitra irahiny

(Sal 100. 1-5 / Hira 543: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 731: 1)

Jeremia 1. 11-19

« Fa hiady aminao ireny, nefa tsy hahaleo anao, satria momba anao hamonjy anao Aho, hoy Jehovah. » (and.19) lo…

Ny Fanahy Masina sy ny maha-vavolombelon’i Jesoa

(Sal 104. 24-30 / Hira 176: 1, 2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 174:2)

Jaona 15. 26-27

Fanontaniana telo no hahazoantsika valiny avy amin'ny mofonaina anio mba hitomboantsika amin'ny fahalalana ny Fanahy Masina. 1. Andriamanitra ve ny…

Aza Matahotra: Mitsangana amin’ny finoana

(Sal 66. 1-4/Hira 167: 1/ Mofonaina / Vavaka / Hira 460: 1)

Matio 10. 26-31

Rehefa avy mampiomana ny mpianany ny amin'ny fanenjehana ho avy i Jesoa dia mampahery azy ireo kosa hoe: Aza matahotra.…

Matokia amin’ny Andriamanitra na misy fahavalo

Sal 92.5-9/Hira 171: 1/Mofonaina/Vavaka/ Hira 234: 1

Mika 4. 11-14

1. Ny fahavalonao tafangona hamely (and 11a) << Ary ankehitriny dia tafangona hamely anao ny firenena maro >> hoy ny…

Jesoa: Manatona, Mamonjy ary Mampanara-dalàna

(Sal 77. 14-20 / Hira 24: 1, 5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 424. 3)

Matio 8.1-4

Talanjona tamin'ny fampianaran'i Jesoa ny olona satria: nampianatra azy treo toy ny manana fahefana zy fa try tahaka ny mpanora-dalana…

AN’NY TOMPO NY FAHEFANA

2 Tantara 25. 1-12

2 Tantara 25. 1-12

Ny 2Tantara 25 manontolo dia mirakitra ny tantaran'i Amazia mpanjaka tao Joda. Ny dikan'ny anarana hoe Amazia dia hoe "Mahery…

Ny niakaran’i Jesoa any an-danitra

(Sal 123.1-6 / HF7.1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira506.1-2)

Asan'ny Apostoly 1. 6-11

Ny niakaran'i Jesoa any an-danitra Efapolo andro ataorian'ny nitsanganan'i Jesoa tamin'ny maty dia nakarina velona any an-danitra Izy. Izany dia…