Ny toetra mampiavaka ny maritiora

Asan’ny Apostoly 7:51-60

Asan’ny Apostoly 7:51-60

Ny toetra mampiavaka ny maritiora 1 – Sahy milaza ny toetra ratsin’ny mpanenjika Ry olona mafy hatoka sady tsy voafora…

Fantatro izay inoako !

Lioka 9:18-22

Lioka 9:18-22

Fantatro izay inoako ! 1 – Izy no kristin’Andriamanitra Rehefa avy nanatanteraka ny fitokanam-bavaka mangingina i Jesoa dia nametraka fanontaniana…

Manana mpiaro azo antoka isika.

Romana 8 :31-39

Manana mpiaro azo antoka isika. 1 – Ho sasa-poana ny mpiampanga sy ny mpanameloka “Iza no hiampanga ? Iza no manameloka ?…

Mahatoky hatramin’ny fahafatesana ny mino :

Jaona 16:25-33

Jaona 16:25-33

Mahatoky hatramin'ny fahafatesana ny mino : Na eo aza ny fahoriana izay mandalo Mampiomana antsika ny Tompo fa toe-javatra fahita…

Ny mpino mahatoky

MATIO 24.42-51

MATIO 24.42-51

Ny mpino mahatoky 1-Miambina (andro no resahana) Zava-miafina tsy takatry ny saina ny amin'ny andro sy ny ora hiavian'i Jesoa…

Mahatoky amin’ny andraikitra ny mino

JAONA 10.11-18

JAONA 10.11-18

Mahatoky amin'ny andraikitra ny mino 1-Manolotra ny ainy hamonjy ny ondry Jesoa Kristy no Mpiandry tsara , ary tsy hoe:…

 Mahatoky hatramin’ny fahafatesana ny mino.

Isaia 26 :1-4

Isaia 26 :1-4

 Mahatoky hatramin’ny fahafatesana ny mino. 1-Maneho hira fiderana Ireo olona mahatoky ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra no lazain’i Isaia hoe : "miandry an’i Jehovah"…

Mahatoky hatramin’ny fahafatesana

LIOKA 11.47-51

LIOKA 11.47-51

Mahatoky hatramin'ny fahafatesana 1- Tsy manao ny fanaon'ny mpiampanga an'i Jesoa Iza moa no ambarana amin'izany ? Miantefa amin'ireo mpitondra…