Ny tokony ho toetran’ny mpianatr’i Kristy

LIOKA 17.1-6

LIOKA 17.1-6

Ny tokony ho toetran'ny mpianatr'i Kristy 1-Miala amin'ny fanafitohinana "Tsy maintsy ho avy ny fahatafitohinana , nefa lozan'izay mahatonga izany…

Ny mpino miatrika ady

1 TANTARA 14.8-17

1 TANTARA 14.8-17

Ny mpino miatrika ady 1-Manontany an' Andriamanitra "Ary Davida nanontany an' Andriamanitra ...Dia hoy i Jehovah , miakara fa hatolotro…

Ny olona mandroso amin’ny finoana

JODA 17.23

JODA 17.23

Ny olona mandroso amin'ny finoana 1-Mivavaka amin'ny Fanahy Masina "...ka mivavaha amin'ny Fanahy Masina" (and20d)Niely ny fampianarana manome vahana ny…

Ny Rahalahy ao amin’ny Tompo

2 TESALONIANA 3.1-5

2 TESALONIANA 3.1-5

Ny Rahalahy ao amin'ny Tompo 1-Mivavaka handrosoan'ny Filazantsara "Mivavaha ho anay mba handehanan'ny tenin'ny Tompo faingana ka hankalazaina toy ny…

Ny olona mahiratra

JAONA 9.35-41

JAONA 9.35-41

Ny olona mahiratra 1-Manaiky ny fahefan'i Jesoa "Ary hoy izy : Tompoko, mino aho. Dia niankohoka teo anatrehany izy" (and38)…

Ny mpianatr’i Jesoa Kristy

ASAN'APOSTOLY 4.5-17

ASAN'APOSTOLY 4.5-17

Ny mpianatr'i Jesoa Kristy 1-Maneho ny heriny "...ny Anaran'i Jesoa Kristy ...Izy no itsanganan 'io lehilahy io finaritra eto imasonareo"…

Andriamanitra manafaka amin’ny fahavalo

EKSODOSY 14.15-22

EKSODOSY 14.15-22

Andriamanitra manafaka amin'ny fahavalo 1-Mitaona ny olona handroso hatrany "Ary hoy i Jehovah tamin'i Mosesy : lazao amin'ny Zanak'Israely mba…

Ny olona tarihan’ Andriamanitra

EKSODOSY 17.1-7

EKSODOSY 17.1-7

Ny olona tarihan' Andriamanitra 1- Matoky ny fitondrany 'Dia nila ady tamin'i Mosesy ny olona ka nanao hoe : omeo…

Ny olona maharitra amin’ny finoana

HEBREO 10.32-39

HEBREO 10.32-39

Ny olona maharitra amin'ny finoana 1-Mifaly amin'ny fahoriana "Fa sady niara-niaritra amin'izay nifatotra hianareo no nifaly raha norobaina ny fanananareo"…