Fitaovam-piadiana mahomby :

2 TANTARA 20.20-23

2 TANTARA 20.20-23

Fitaovam-piadiana mahomby : 1-Ny finoana ny Tenin' Andriamanitra (and20) Eo amin'ny and 15 dia mampiteny an'i Jahaziela Andriamanitra manao hoe…

Eo anoloan’ny ady sarotra dia :

ESTERA 4.10-17

ESTERA 4.10-17

Eo anoloan'ny ady sarotra dia : 1-Aza misalasala mangata-bavaka amin'ny hafa (and16a) Rehefa nifamaly resaka tamin'ny alalan'ny hatàka ,tsindranolahin'ny mpanjaka…

Izay tena manana firaisana amin’Andriamanitra dia :

1 JAONA 1 1.5-10

1 JAONA 1 1.5-10

Izay tena manana firaisana amin'Andriamanitra dia : 1-Mandeha amin'ny mazava (and 5-7) Ambaran'iJaona eto hoe : "Andriamanitra dia mazava ary…

Atreho amin’ny finoana ny adinao

1SAMOELA 17.42-51

1SAMOELA 17.42-51

Atreho amin'ny finoana ny adinao 1- Fa aza mihemotra "Fa izaho kosa manoloana anao..." hoy i Davida eo anatrehan'i Goliata…

Ny olona miandry ny fanjakan’Andriamanitra

MARKA 15.42-47

MARKA 15.42-47

Ny olona miandry ny fanjakan'Andriamanitra 1-Mahafoy ny fombafomba nahazatra "Dia avy i Josefa avy any Arimatia , lehilahy manan-kaja izay…

Ny mpino tsara fiambenana

1 KORINTIANA 16.13-18

1 KORINTIANA 16.13-18

Ny mpino tsara fiambenana 1-Mitahiry ny finoana "Miambena hianareo , tomoera tsara amin'ny finoana . Aoka hitomban-dahy , mahereza" (and13)…

Andriamanitra mizaha toetra ny olona

GENESISY 22.1-14

GENESISY 22.1-14

Andriamanitra mizaha toetra ny olona 1-Mamantatra ny fahatokiany Azy "hitako izao fa matahotra an' Andriamanitra hianao ka tsy narovanao tamiko…

Ny olona feno ny Fanahy Masina

ASAN'NY APOSTOLY 13.6-12

ASAN'NY APOSTOLY 13.6-12

Ny olona feno ny Fanahy Masina 1-Sahy manambara ny fahadisoan'ny hafa "Ialahy feno fitaka rehetra sy ny fahafetsena rehetra ,…