Ny olona manaiky an’i Jesoa ho Mesia

MATIO 1.18-25

MATIO 1.18-25

Ny olona manaiky an'i Jesoa ho Mesia 1-Tsy manala baraka ny vadiny Voalaza fa Josefa dia lehilahy marina , olona…

Izahao toetra ny fanahy

1 JAONA 1 4.1-3

1 JAONA 1 4.1-3

Izahao toetra ny fanahy 1-Misy ny fanahy mamitaka Mampahafantatra antsika ny Soratra Masina fa tsy fanahy iray ihany no miasa…

Antomotra ny faran’ny zavatra rehetra

2 TIMOTY 3.14-17

2 TIMOTY 3.14-17

Antomotra ny faran'ny zavatra rehetra Nampiomana an'i Timoty ny Apostoly Paoly fa hiharatsy hatrany ny toetran'ny olona : ho tia…

Miantso antsika hanatona Azy ny Mesia

MATIO 11.25-30

MATIO 11.25-30

Miantso antsika hanatona Azy ny Mesia 1-Mampanantena fitsaharana sy fialana sasatra Izy Betsaka ny olona no mahatsiaro ho miasa fatratra…

Ny finoana kristiana

MARKA 9.14-29

MARKA 9.14-29

Ny finoana kristiana 1-Tsy manalavitra an'i Jesoa Kristy Niatrika olana ireo mpianatr'i Jesoa izay nijanona teo am-pototry ny tendrombohitra ,…

Ny fanamarinan’ Andriamanitra

ROMANA 3.21-26

ROMANA 3.21-26

Ny fanamarinan' Andriamanitra 1-Mamafa ny fahotana Foto-pinoana iray ahariharin'i Paoly ato anatin'ny Epistily ity ny momba izany fanamarinan' Andriamanitra izany…

Ny fahoriana atrehina amin’ny finoana

JAONA 11.21-27

JAONA 11.21-27

Ny fahoriana atrehina amin'ny finoana 1-Ambara amin'i Jesoa Ny zava-dehibe eto amin'izao Perikopa izao dia mampahatsiaro antsika fa ny maha-mpanara-dia…

Ny fiombonan’ny mpino

EFESIANA 1.15-23

EFESIANA 1.15-23

Ny fiombonan'ny mpino Noho ny fahasoavan'Andriamanitra dia tonga mpino kristiana i Paoly . Toy izany koa ny Fiangonana tao Efesosy…