Tsy manao an-kinafinafina Andriamanitra

JEREMIA 4.22-28

JEREMIA 4.22-28

Tsy manao an-kinafinafina Andriamanitra 1-Fa lazainy mazava ny fahadalan'ny olony (and 22) "fa adala ny oloko . Izaho tsy fantany…

Andriamanitra dia mazava

1 JAONA 1.5-10

1 JAONA 1.5-10

Andriamanitra dia mazava Inona moa no hevitry ny hoe :"mazava"? (and 7) Raha milaza ny Apostoly Jaona eto hoe :…

Ny fanambaran’i Jaona (and 32,33)

JAONA 5.30-38

JAONA 5.30-38

Ny fanambaran'i Jaona (and 32,33) Hoy i Jesoa mamaly ny Jiosy hoe : "Misy anankiray manambara ny marina izy" .…

Mpitsara marina Andriamanitra ka :

SALAMO 9.1-10

SALAMO 9.1-10

Mpitsara marina Andriamanitra ka : 1-Mendrika hoderaina (and-4) Araka ny efa voambara teo dia tena mbola ao anatin'ny ady sarotra…

Ny fanjakan’Andriamanitra

APOKALYPSY 21.22-27

APOKALYPSY 21.22-27

Ny fanjakan'Andriamanitra Araka ny Soratra Masina dia ho levona izao tontolo izao ankehitriny , dia ny lanitra voalohany sy ny…

Ny olona mahatsapa ny fahalehibiazan’Andriamanitra

JOBA 42.1-6

JOBA 42.1-6

Ny olona mahatsapa ny fahalehibiazan'Andriamanitra Ny zavatra rehetra niseho teo amin'ny fiainan'i Joba no nahatsapany ny fahalehibiazan'ny Tompo ka nahaizany…

Ireo iraka nampanaovin’ny Ray an’i Jesoa

LIOKA 4.14-22

LIOKA 4.14-22

Ireo iraka nampanaovin'ny Ray an'i Jesoa Rehefa vita ny fizahan-toetra tsy maintsy nolalovan'i Jesoa dia tonga tao Nazareta , tany…

Tandremo ny herin’ny vola !

ASAN'NY APOSTOLY 8.18-24

ASAN'NY APOSTOLY 8.18-24

Tandremo ny herin'ny vola ! 1-Tsy azo sandaina vola ny fanomezan'Andriamanitra Gaga i Simona mpanao ody , raha nahita ny…