Ny mino manorina finoana

EFESIANA 5.1-2

EFESIANA 5.1-2

Ny mino manorina finoana 1-Manahaka ny Zanaka Ny fanahafana no hamantarana ny fitohizam-piainana eo amin'ny ray amandreny sy ny zanaka…

Ny olona miorina amin’ny finoana

SALAMO 71.20-24

SALAMO 71.20-24

Ny olona miorina amin'ny finoana Vavaka nataon'olona iray efa antitra ity Salamo ity. Olona izay tao anatin'ny olana ary nitady…

Mampiorina ny mino ny fanavotan’i Kristy

LIOKA 24.13-24

LIOKA 24.13-24

Mampiorina ny mino ny fanavotan'i Kristy 1-Tsy mamela antsika ho irery Izy Nandeha teny an-dàlana ho any amin'ny tanàna iray…

Mpanavotra azo hanorenana finoana i Jesoa

ROTA 4.1-12

ROTA 4.1-12

Mpanavotra azo hanorenana finoana i Jesoa 1-Satria voavidiny isika Ny fanamabadian'i Boaza an'i Rota dia midika fitahirizany ny anaran'i Elimeleka…

Mifalia ao amin’ny Tompo

Deoteronomia 32 ; 40 - 43

Deoteronomia 32 ; 40 - 43

Mifalia ao amin'ny Tompo Ity dia hiram-pandresena nataon'i Mosesy. maneho fa : 1-Andriamanitra manafay ny ratsy fanahy Izy Tsy misy…

Mahaiza misafidy  ny lalàm-pamonjena

GALATIANA 3.10-14

GALATIANA 3.10-14

Mahaiza misafidy  ny lalàm-pamonjena Lalàna roa asehon’i Paoly 1-Mankato  tanteraka ny  lalàna Raha  misafidy  ny hanaraka ny lalàna ianao  dia…

Mpanavotra tokana sy azo antoka

HOSEA 13.14-15

HOSEA 13.14-15

Mpanavotra tokana sy azo antoka 1-Tsy mamela antsika ho very Ny voalaza eo alohan'ity perikopa ity dia manambara ny fahatezeran'Andriamanitra…

Mampiorina ny mino ny famonjen’i Kristy

Jaona 21 :9-14

Jaona 21 :9-14

Mampiorina ny mino ny famonjen’i Kristy 1-Manomana sakafo ny Tompo Ireo mpianany tsy nahazo na inona na inona nandritry ny…

Mampiorina ny mino ny famonjen’i Kristy

Jaona 21 :9-14

Jaona 21 :9-14

Mampiorina ny mino ny famonjen’i Kristy 1-Manomana sakafo ny Tompo Ireo mpianany tsy nahazo na inona na inona nandritry ny…

Andriamanitra manolotra famonjena

Eksodosy 14 : 5-14

Eksodosy 14 : 5-14

Andriamanitra manolotra famonjena 1-Famonjena manala tahotra : Nihorohoro ny zanak’Israely raha nanopy ny masony tamin’ireto miaramila Egyptiana izay nanenjika avy aoriana.…