Ny Fanahin’ny fahamarinana

JAONA 16.12-15

JAONA 16.12-15

Ny Fanahin'ny fahamarinana 1- Mampianatra ny marina Mba hahafahan'ny mpianatra mahazaka ny toe-javatra tsy maintsy hatrehina eo amin'ny andraikitra nifidianan'…

Ny Fanahy Masina sy ny Tenin’Andriamanitra

1 TESALONIANA 1.1-10

1 TESALONIANA 1.1-10

Ny Fanahy Masina sy ny Tenin'Andriamanitra Paoly Apostoly no manoratra Asehony ny fifaliana , ny fisaorany an'Andriamanitra noho ny fahafantarany…

Ny asan’ny Fanahy Masina eo amin’ny mpino

ROMANA 8.12-17

ROMANA 8.12-17

Ny asan'ny Fanahy Masina eo amin'ny mpino 1-Mamono ny toetra ratsy Mamatotra mandrakariva ny olona ny asan'ny nofo. Manosika handeha…

Andriamanitra mihevitra ny mahasoa ny olony

NEHEMIA 9.20-25

NEHEMIA 9.20-25

Andriamanitra mihevitra ny mahasoa ny olony Nivavaka ,niaiky heloka, nanetry tena, naneho ny finoany an'Andriamanitra ny Jiosy . 1-Manome zavatra…

Ny Fanahy Masina

JAONA 14.15-26

JAONA 14.15-26

Ny Fanahy Masina 1-Monina ao amin'ny mpino Nambaran'i Jesoa Kristy mazava tsara eto fa ny mpianatra , ny mpino manaiky…

Ny olona manana ny Fanahy Masina

MATIO 12.14-21

MATIO 12.14-21

Ny olona manana ny Fanahy Masina Hitantsika eto ny fihetsika nataon'i Jesoa Kristy manoloana ny fahavalo mitady hifofo ny ainy…

Ilay Andriamanitra Mpahary

SALAMO 104.24-30

SALAMO 104.24-30

Ilay Andriamanitra Mpahary Maneho ny maha-Mpahary an'Andriamanitra ity Salamo ity . Fahariana tanterahiny amin'ny alalan'ny asan'ny Fanahiny tafapaka amin'ny zava-boahary…

Ny olona nomen’Andriamanitra ny Fanahiny

ISAIA 42.1-4

ISAIA 42.1-4

Ny olona nomen'Andriamanitra ny Fanahiny 1-Mifamato-piainana amin'Andriamanitra Miavaka ity mpanompo nofidin'Andriamanitra sy irahiny hitondra fanafahana ho an'ny olona ity .…