Jesoa Zanak’Andriamanitra

APOKALYPSY 2.18-29

APOKALYPSY 2.18-29

Jesoa Zanak'Andriamanitra Ho fampaherezana ireo kristiana niharan'ny fanenjehana , ho fampaherezana ireo kristiana niezaka nijoro ho vavolombelon'i Jesoa tamin'ny fotoan-tsarotra…

Ireo tombontsoa amin’ny fihainoana an’Andriamanitra

Salamo 81.8-16

Salamo 81.8-16

Ireo tombontsoa amin’ny fihainoana an’Andriamanitra Sarotiny tamin’ny zanak’Israely Andriamanitra ka nandidy azy hihaino Azy. Ny fihainoana an’Andriamanitra mantsy dia ahazoana…

Jesoa Kristy : Andriamanitra

MATIO 9.18-26

MATIO 9.18-26

Jesoa Kristy : Andriamanitra Ny asa fanasitranana sy famonjena nataon'i Jesoa dia nahatsara laza Azy teo amin'ny mpiara-monina taminy .…

Ireo antony mahasitrana ny mino

ASAN'APOSTOLY 3.12-16

ASAN'APOSTOLY 3.12-16

Ireo antony mahasitrana ny mino Ity tantara eto amin'ny Asa 3 ity dia mitantara amintsika ny fomba nahasitrana ilay lehilahy…

Ireo antony mampahory ny mino

NEHEMIA 9.32-37

NEHEMIA 9.32-37

Ireo antony mampahory ny mino Ny bokin'i Ezra sy Nehemia no boky tantara mitantara amintsika ankehitriny ny zava-nisy taorian'ny fiverenana…

Ny olona manao ny asan’Andriamanitra

LIOKA 10.17-24

LIOKA 10.17-24

Ny olona manao ny asan'Andriamanitra 1-Tarihina hiaina amin'ny fanetrentena Raha mijery ny and 17-20 isika dia mahita fa manova sady…

Ny mpanompo mandalo fitsapana

ASAN'NY APOSTOLY 4.23-31

ASAN'NY APOSTOLY 4.23-31

Ny mpanompo mandalo fitsapana 1-Mivavaka amin'ny finoana Nosamborina , norahonana , norarana mba tsy hiteny na hampianatra amin'ny Anaran'i Jesoa…

Ny Fanahin’Andriamanitra

NOMERY 11.24-30

NOMERY 11.24-30

Ny Fanahin'Andriamanitra 1-Mampiombona amin'ny asa fanompoana Hitan'Andriamanitra fa mila namana i Mosesy ho mpiara-miasa aminy , hiombona amin'ny fitarihana ny…