Andriamanitra Tsitoha: Mamonjy sy Mampiasa ny Voafidin’ny Tompo
(Sal 136. 1-9/Hira 12: 1/ Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 3: 1)
Ao anatin'ny antsoina hoe Isaia faharoa (Isa 40 - 55) ny mofonainantsika; izay miresaka momba ny fiainan'ny Jiosy tany am-pahababoana.…