Ny olom-boantson’Andriamanitra
Asan' ny Apostoly 7. 30 -38
Asan' ny Apostoly 7. 30 -38
Ny olom-boantson'Andriamanitra 1- Hazavainy mandrakariva Raha mamaky eo amin'ny and 10 - 18 isika dia hahatsikaritra fa nitokam-bavaka i Petera…
Asan' ny Apostoly 7. 30 -38
Asan' ny Apostoly 7. 30 -38
Ny olom-boantson'Andriamanitra 1- Hazavainy mandrakariva Raha mamaky eo amin'ny and 10 - 18 isika dia hahatsikaritra fa nitokam-bavaka i Petera…
2 Petera 3. 11- 18
2 Petera 3. 11- 18
Eo ampiandrasana izany anefa dia amporisihan'i Petera ny mpino mba : 1- Ho hita tsy manan-tsiny (and 14)"Dia mazotoa mba…
Eksodosy 3. 7 - 14
Eksodosy 3. 7 - 14
Sampana Sekoly Alahady FOIBE-FJKM
Isaia : 4 1. 1-13
Isaia : 4 1. 1-13
TSY MANARY NY OLONY ANDRIAMANITRA SATRIA: 1-Azy ny olony (and 1b) “Efa niantso anaranao Aho, Ahy ianao”. Asehon’ Andriamanitra eto…
Hosea 1. 2-9
Hosea 1. 2-9
Ahoana no hahazoana mitana tsara ny fifandraisana amin'i Jehovah? Sampana Sekoly Alahady FOIBE- FJKM
Jaona 10. 1-10
Jaona 10. 1-10
Efa nanananao traikefa ve ireo toetran' i Jesoa voambara ireo? Ifampizarao. Sampana Sekoly Alahady FOIBE- FJKM
Hosea 11. 1 - 4
Hosea 11. 1 - 4
inona eo amin'ny fiainanao tokoa moa no ahatsapanao fa tena tia anao Andriamanitra? Sampana Sekoly Alahady FOIBE-FJKM
Salamo 40. 1-10
Salamo 40. 1-10
Manao ahoana ny faniriana te hanao ny sitrapon'Andriamanitra ao anatinao? Sampana Sekoly Alahady FOIBE-FJKM
2 Tesaloniana 2. 13 - 17
2 Tesaloniana 2. 13 - 17
Ahoana no hanazavanao ny tsy tokony hampitoviana ny lentan'ny Soratra Masina sy ny tarazo? Sampana Sekoly Alahady FOIBE -FJKM
Josoa 23. 1 - 16
Josoa 23. 1 - 16
Minoa anatra ka : 1- Aza manadino an'Andriamanitra saingy tafita ! (and 3) Hoy i Josoa hoe : " Hianareo…