Tsara sy mahafinaritra ny firaisankina

SALAMO 133.1-3

SALAMO 133.1-3

Tsara sy mahafinaritra ny firaisankina Mampisongadina ny firaisan-kina sy ny fiombonan'ny zanak'Andriamanitra ity Salamo ity . Ny famoriana ny olona…

Rehefa miseho eo anatrehan’ny Tompo

MIKA 6.6-8

MIKA 6.6-8

Rehefa miseho eo anatrehan'ny Tompo Misy voambolana ampiasaina eto hoe : manatona an'i Jehovah sy miondrika eo anatrehany .Tsy mahazatra…

Mpiandry ondry manao ahoana no tadiavin’ny Tompo?

I Petera 5 : 1 - 4

I Petera 5 : 1 - 4

Misy iraka ampanaovina ny loholona izay hiantefan'ny teny eto: "andraso ny ondrin'Andriamanitra". Raha ny fahazaran'ny Fiangonana dia ny mpiandry no…

Ny mpino miorina tsara

JAONA 14.12-14

JAONA 14.12-14

Ny mpino miorina tsara 1-Manao ny asan'i Jesoa Fanirian'i Jesoa tokoa araka izay voasoratra eto ny hanaovan' izay mpanaraka Azy…

Kristiana miorina amin’ny asa tsara

2 KORINTIANA 9.6-15

2 KORINTIANA 9.6-15

Kristiana miorina amin'ny asa tsara Rehefa avy niresaka ny amin'ny fandaminana amin'ny fanangonam-bola i Paoly , dia niresaka manokana momba…

Izay manao asa marina

OHABOLANA 14.22-27

OHABOLANA 14.22-27

Izay manao asa marina Ny manao asa tsara dia azo adika koa hoe : "asa marina , tsy misy hosoka"…

Ny fahatahorana an’i Jehovah

SALAMO 34.11-22

SALAMO 34.11-22

Ny fahatahorana an'i Jehovah Ampahafantarin'ny mpanao Salamo isika mpamaky fa ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahendrena . Io koa no…