Ilay fanambarana miavaka

LIOKA 3.15-18

LIOKA 3.15-18

Ilay fanambarana miavaka "Fa avy izay mahery noho izaho, ka tsy mendrika hamaha ny fehinkapany aza aho" (and15). Raha nisaina…

ialao ny fahababoana …ka

Deoteronomia 30.1-6

Deoteronomia 30.1-6

ialao ny fahababoana ...ka 1-Mahatsiarova tena "Ary mahatsiaro izany ao am-ponao any amin'ny firenena rehetra izay androahan'i Jehovah Andriamanitrao ianao"(and1)…

Ny mampiavaka an’i Jaona mpanao batisa

MARKA 1.1-8

MARKA 1.1-8

Ny mampiavaka an'i Jaona mpanao batisa 1-Iraka mpisava làlana izy : "Indro Izaho maniraka ny irako hialoha anao, izay hamboatra…

Ny batisa dia

Amin'ny FJKM dia tsy ny habetsaky ny rano no zava-dehibe fa ny fisiany . Aina ny rano, mamelombelona ny rano nefa koa mety mamono ny rano . Amin'ny batisa dia hita taratra ihany koa ireo vokatra roa sosona entin'ny rano :

Ny olona atao batisa dia ambaran'ny Soratra Masina hoe: "fa niara-nalevina taminy ianareo tamin'ny batisa ..."(and12) .Izany dia maneho fandevenana…

Amin'ny FJKM dia tsy ny habetsaky ny rano no zava-dehibe fa ny fisiany . Aina ny rano, mamelombelona ny rano…

Aza miteny ratsy ny Fanahy Masina

MATIO 12.31-37

MATIO 12.31-37

Aza miteny ratsy ny Fanahy Masina Nisy asa fanasitranana nataon'i Jesoa teo ambony (and22) ka nitolagaga indrindra ny vahoaka noho…