Jesoa Velona, Mendrika, ary Ho avy indray

(Sal 150.1-6 / Hira207: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 12:1)

Apokalypsy 1.1-8

Bokin'ny fanantenana ny bokin'ny Apokalypsy (sy ireo antsoina hoe Soratra Apokalyptika, tahaka ny bokin'i Daniela sy ny hafa koa), ary…

Andriamanitra mamindra fo sy manavao ny fanekena

(Sal 119.97-104 / Hira206: 1/ Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 582: 3)

Eksodosy 34.1-9

Rehefa nopotehin'i Mosesy ny vatofisaka nisy ny lalåna (Eks 32) noho ny nanompoan'ny olona ombilahikely volamena dia maniraka azy hipaika…

Rehefa feno ny Fanahy Masina ny olona dia:

( Sal 147.1-5 / HF 13: 1/ Vavaka / Mojonaina / Vavaka / Hira 177: 4)

Asan'ny Apostoly 2. 14-21

Rehefa feno ny Fanahy Masina ny olona dia: 1. Mahery (and 14) «Fa nitsangana Petera sy ny iraika ambin'ny folo…

Famindram-pon’Andriamanitra sy fampodiana ny olony

(Sal 86. 11-17/Hira 194: 1/ Vavaka/Mofonaina/Vavaka/HF-33: 1)

Ezekiela 39.25-29

Mialoha ny hidirana amin'ny toko 40, izay miresaka ny fahitana ny Tempoly vaovao, dia mamintina ny hafatra efa nentiny aloha…

Ny dian’i Jesoa miakatra ho any Jerosalema

(Sal 145. 1-7 / Hira 140: 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira FF 33: 1)

Lioka 19.29-36

Ny dian'i Jesoa miakatra ho any Jerosalema 1. Mahalala ny zavatra rehetra (and 30) << Mankanesa amin'iroa vohitra tandrifinareo iroa;…

Ny mpanompon’ Andriamanitra irahiny

(Sal 100. 1-5 / Hira 543: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 731: 1)

Jeremia 1. 11-19

« Fa hiady aminao ireny, nefa tsy hahaleo anao, satria momba anao hamonjy anao Aho, hoy Jehovah. » (and.19) lo…

Ny Fanahy Masina sy ny maha-vavolombelon’i Jesoa

(Sal 104. 24-30 / Hira 176: 1, 2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 174:2)

Jaona 15. 26-27

Fanontaniana telo no hahazoantsika valiny avy amin'ny mofonaina anio mba hitomboantsika amin'ny fahalalana ny Fanahy Masina. 1. Andriamanitra ve ny…