Mitaiza antsika amin’ny maha-zanaka ny Tompo

OHABOLANA 23.12-18

OHABOLANA 23.12-18

Mitaiza antsika amin'ny maha-zanaka ny Tompo Miverimberina matetika amin'ny boky ny teny hoe: :"anaka". Mitaiza antsika amin'ny maha-zanaka ny Tompo…

Ny tombotsoan’ny olona izay ankasitrahan’ Andriamanitra

MPITORITENY 2.24-26

MPITORITENY 2.24-26

Ny tombotsoan'ny olona izay ankasitrahan' Andriamanitra Ny olona izay mankato ny Tenin'Andriamanitra eo amin'ny fiainany no ankasitrahan'Andriamanitra . Amin'izany dia…

Ny fifalian’ny Ray amandreny

2 JAONA 1.1-8

2 JAONA 1.1-8

Ny fifalian'ny Ray amandreny 1-Miaina amin'ny finoana marina ny mpino Maneho ny fifaliany ny mpanoratra fa na dia teo aza…

Ny fifalian’ny mpanompon’Andriamanitra

1 TANTARA 29.14-22

1 TANTARA 29.14-22

Ny fifalian'ny mpanompon'Andriamanitra Fisaorana an' Andriamanitra nataon'i Davida mpanjaka sy ny nanosorana an'i Solomona ho mpanjaka handimby azy 1-Mino fa…

Ny mpino mandray fifaliana

SALAMO 4.1-8

SALAMO 4.1-8

Ny mpino mandray fifaliana Nandalo fotoan-tsarotra ilay mpanao Salamo . Nitaraina , niantso fiainam- pitahiana tamin'Andriamanitra izy . 1-Mangataka famonjena…

Ny fifalian’ny mpino

FILIPIANA 4.4-9

FILIPIANA 4.4-9

Ny fifalian'ny mpino Ny fifaliana no fotokevitra lehibe ampianarin'i Paoly Apostoly eto amin'ity Epistily ity . 1-Mifaly amin'ny fotoana rehetra…

Ny fifalian’ny olona miaraka amin’Andriamanitra

SALAMO 68.1-4

SALAMO 68.1-4

Ny fifalian'ny olona miaraka amin'Andriamanitra Rehefa monina eo amin'ny olony Andriamanitra dia resy tosika ny fahavalo rehetra . Mifaly ny…

Ny fifaliana omen’Andriamanitra

Lioka 1. 18 - 25

Lioka 1. 18 - 25

Ny fifaliana omen'Andriamanitra 1- Ambaran'ny iraka manokana Nisalasala tamin'ny fanambaran'ny anjely i Zakaria. Nasehony fa toa sarotra ny hahatanterahan'izany satria…

Ny fifaliana azo avy amin’ny Tenin’Andriamanitra

NEHEMIA 8.9-18

NEHEMIA 8.9-18

Ny fifaliana azo avy amin'ny Tenin'Andriamanitra Niaraka nihaino ny Tenin'Andriamanitra ny olona rehefa afaka nihaino .Nanohina ny fony ny Tenin'Andriamanitra…

Mba hahafahana miaina amin’ny fifaliana

2 KORINTIANA 13.11-14

2 KORINTIANA 13.11-14

Mba hahafahana miaina amin'ny fifaliana 1-Iaino ny fifankatiavana kristiana Toe-panahy mampiavaka ny kristiana ny fifankatiavana , na iza izy na…