Andriamanitra tsy misy tahaka Azy

MIKA 7.18-20

MIKA 7.18-20

Andriamanitra tsy misy tahaka Azy 1-Mpamindra fo "Izay mamela ny heloka sady mandalo ny fahadisoana...tsy mitana ny fahatezerany ...fa tia…

Ny  olona mitady  an’i Jesoa Kristy

JAONA 6.22-27

JAONA 6.22-27

Ny  olona mitady  an’i Jesoa Kristy 1-Mitady  fiainana mandrakizay  "Aza miasa hahazo  hanina  mety ho levona , fa ny hanina  …

Jesoa Kristy tsy miova mandrakizay

Hebreo 13. 7 - 16

Hebreo 13. 7 - 16

Jesoa Kristy tsy miova mandrakizay 1- Anorenana ny finoana "Aza mety havilin'izay fampianarana maro hafahafa ... Fa tsara raha ampiorenina…

Andriamanitra maniraka mpanompo

Malakia 3. 1 - 6

Malakia 3. 1 - 6

Andriamanitra maniraka mpanompo 1- Manadio ny olona "Ary hipetraka handrendrika sy hanadio volafotsy Izy; eny, hanadio ny taranak'i Levy Izy…

Jesoa Krsity Zanak’Andriamanitra

JAONA 17.1-5

JAONA 17.1-5

Jesoa Krsity Zanak'Andriamanitra 1- Nandray fahefana hanome fiainana mandrakizay "araka ny nanomezana Azy fahefana... hanome fiainana mandrakizay ho an'izay rehetra…

Andriamanitra mitana ny teniny

ROMANA 11.25-32

ROMANA 11.25-32

Andriamanitra mitana ny teniny 1-Tsy miova amin'ny fiantsoany "Fa ny fanomezam-pahasoavana sy ny fiantsoan'Andriamanitra dia tsy misy hanenenany" (and29) Nomen'Andriamanitra…

Andriamanitra eo amin’ny olona

JOELA 2.21-27

JOELA 2.21-27

Andriamanitra eo amin'ny olona 1-Manome fitahiana Aza matahotra , ry biby any an-tsaha fa mihamaitso ny kijana any anefitra ,…

Jesoa Kristy ao amin’Andriamanitra

JAONA 8.52-59

JAONA 8.52-59

Jesoa Kristy ao amin'Andriamanitra 1-Tsy azon'ny olona ny tiany ambara "Fa hoy ny Jiosy taminy : fantatray ankehitriny fa manana…

Ny olona ao amin’Andriamanitra

Salamo 90. 1 - 6

Salamo 90. 1 - 6

Ny olona ao amin'Andriamanitra 1- Manaiky ny maha hatrizay Azy "Tompo ô, efa fonenanay hatramin'ny taranaka rehetra ianao" ( and.…

Ny olona miaina ny fiantsoan’Andriamanitra

Efesiana 4. 1 - 10

Efesiana 4. 1 - 10

Ny olona miaina ny fiantsoan'Andriamanitra 1- Miombona nohon'ny asan'ny Fanahy "mazoto mitana ny firaisana avy amin'ny Fanahy amin'ny fehim-pivavahana" (and…